Saron’ny polisy i Degany sy ny namany izay tsy iza fa ireo jiolahy nanafika ny vadin’i Benjakely, mpanao Cash point, teny Manjaka Ilafy. Lasan’ireo mpanafika tamin’izany, ny vola 20 tapitrisa Ar mahery… Naiditra am-ponja vonjimaika ny sabotsy teo rehefa avy natolotra ny fampanoavana ireo jiolahy telo voarohirohy ho tompon’antoka tamina […]
Mois : novembre 2024
Asief : mitohy ny ady amin’ny mpikarama an’ady
Nifarana ny faran’ny herinandro teo, ny taom-pikatrohana 2024, ho an’ny Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires). Maro ny lesoka tamin’ity taona 2024 ity saingy hiezaka hanatsara, indrindra ny lafiny fikarakarana ny biraon’ny Asief, araka ny nambaran’ny filohany, Andrianarison Jhone Love. Ezaka mitohy ihany koa ny hanenjika ireo mpikarama […]
Fifanolanana ara-tany ao Nosy-Be : ahina ny kolikoly ao amin’ny fitsarana
Velon-taraina ireo manana olana ara-tany any Nosy Be ka niakatra teny amin’ny fitsarana raha ny nambaran’ireo niharan’izany. Anisan’izany ny tompon’ny tany, i Charles, raha nilaza fa nandresy hatrany izy ireo tamin’ireo raharaha ara-pitsarana nifanolanany amin’ ireo mibodo ny taniny ao amin’ ny fokontany Ambonara. “Nofoanan’ny fitsarana avokoa anefa ireo didim-pitsarana […]
Politika sy fitantanana : nitombo ny tahan’ny vehivavy
“Raha ny tahan’ny fandraisana anjaran’ny vehivavy eo amin’ ny fanapahan-kevitra amin’izao: 12 amin’ireo minisitra 29 na 41,6% ao anatin’ny governemanta, 27 amin’ny depiote 163 na 16% ao amin’ny Antenimierampirenena”. Io ny fanazavan’ny filohan’ny Filankevi-pirenen’ny vehivavy eto Madagasikara (CNFM), Andriamasy Marie Estelle, tamin’ny atrikasa nandinihana ny hampiakarana hatrany ny tahan’ny fandraisana […]
Rakotoamboa Jean-Louis: “Tsy hahavita inona ny mpanohitra”
Nitondra ny heviny manoloana izao hiatrehana ny fifidianana ben’ny Tanàna izao ny eo anivon’ny antoko Teza. Manahy izy ireo fa ho sarotra ho an’ny mpanohitra ny fitantanana eto an-dRenivohitra na ho voafidy aza. “Mety ho voafidy ny mpanohitra, fa tsy hahavita na inona na inona”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filoha […]




