Mois : novembre 2024

Ceni – Débats aux communales: Antananarivo ne figure pas dans la liste

A la demande des candidats, les débats relatifs aux élections municipales et communales devraient se multiplier dans les prochains jours. Une demande donc, à laquelle la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) qui en est le superviseur dans tout le pays, a répondu favorablement, à condition toutefois que tous les candidats […]

FSM-50 taona : nampiray ny mpino silamo sy ny fanjakana

Tontosa tetsy amin’ny CCI Ivato, ny alahady teo, ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Fikambanan’ny silamo malagasy (FSM). Tonga maro nanatrika izany ireo mpino silamo sy ny olo-manan-kaja maro avy eto an-toerana. Fotoana nifanomezan-tanana teo amin’ny mpino silamo sy ny fanjakana malagasy. Antenaina ny hitohizan’izany ho fampandrosoana ny firenena. « Mafy orina […]

Sombim-baovao

Tontosa ny alahady alina teo, tany Etazonia, ny fifaninanana “Musclemana America”. Ny solontena malagasy, i Fitiavana Mickael, no nandrombaka ny laharana voalohany tamin’izany, raha ny vokatra. Efa ela nanomanana izy ary efa nanantena ny hibata ny fandresena rahateo. Hotanterahina any Mahajanga, eny amin’ny Village Touristique, ny fiadiana ny tompondaka Zone […]

Taekwondo “ITF Mada 2024”: Hamoahana ekipam-pirenena ny fifaninanana

Notontosaina ny alahady lasa teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankatso, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara, taranja Taekwon-do ITF. Araka ny nambaran’Andri­anjaka Miora, filohan’ny kaomisionin’ny Taekwon-do ITF (TKD ITF) eto Madagasikara, natao handrafetana ny ekipam-pirenena hiatrika ny fifanintsanana iraisam-pirenena sy eto amin’ny faritra Afrika ity fifaninanana nasionaly ity. Nilaza ihany koa […]

Ramaroson Jean Michel ; Voafidy ho filoha lefitry ny Fiba Afrika

Vaovao tsara no nitranga teo amin’ny taranja basikety, izay nahavoafidy an-dRamaroson Jean Michel, ho filoha lefitry ny Fiba Afrika. Notanterahina tany Abid­jan Côte d’Ivoire, ny herinandro teo, ny fivoriambe faharoan’ny birao foiben’ny Fiba Afrika. Fotoana ihany koa nanatanterahina ny fifidianana izay hitantana ity taranja ity indray mandritra ny 4 taona […]