Hotanterahina rahampitso 24 novambra, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifaninanana «Combat Avenir», taranja kick boxing. Fifaninanana karakarain’ny Lion Force. Efa miditra amin’ny andiany faha-4 ity ady goavana ity, ahitana ny Full Contact, K1 ary ny Low Kick. Efa nanomboka ny 18 novambra teo, hifarana rahampitso, eny amin’ny Kianja Elgeco […]
Mois : novembre 2024
Taranja tolona : tsy misy sokajy Seniors ny fifaninanana nasionaly
Hotontosaina ny 6 hatramin’ny 7 desambra ho avy izao, eny amin’ny Gymnase Ankoay Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tolona. Raha ny vaovao voaray omaly, tsy misy ny sokajy seniors amin’ity fifanintsanana iraisam-pirenena ity, fa ny sokajy zandriny U17 sy U20 ary U23 ihany no hifanintsanana. Raha ny […]
Judo – Open de Dakar : nahazo medaly 3 ny Malagasy
Tsy nitsanga-menatra ny solontena malagasy niatrika ny “Open d’Afrique de Dakar”, taranja judo, natao ny 21 novambra teo izay hifarana anio. Medaly 3 no azon’ny Malagasy. Vokatra tsara no azon’ny Malagasy niatrika ny fifaninanana “Open d’Afrique de Dakar”, ny alakamisy lasa teo, teo amin’ny taranja judo. Medaly 3 no norombahin’ireo […]
Analakinina Hopitalibe : tranona kolonely indroa nidiran’ny jiolahy
Fahasahiana sy fihantsiana izay no azo ilazana azy! Trano hofaina kolonely iray ao amin’ny fokontany Salazamay Atsimo, mifanila elanelan-dalana fotsiny amin’ ny tobin’ny zandary Salazamay no lasibatry ny asan-jiolahy tato ho ato ary efa indroa, raha ny angom-baovao. Ny voalohany, tafiditra tao an-tokantrano ireo jiolahy ary efa teo am-pitaterana entana toy ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Hiakatra eto an-dRenivohitra, manomboka ny 2 desambra, ireo fitaovana sy kojakoja handrafitra ny milina 105 MW ao Ambohimanambola. Hamerina amin’ny laoniny ny famokarana herinatra eo amin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA) ireo fitaovana ireo. Arahi-maso ihany koa ny asa maika natao hanamafisana ny tetezana miisa 13 eny amin’ny RN2 mba hitaterana haingana […]




