Mikendry ny hanatsarana ny tanàna hatrany ny vondrona Filatex. Ho fanamarihana ny faha-10 taona nijoroan’ny Filatex-Immo, hatsangana ny « Residense Vega ». Ho avokavoka maitso eto Iarivo, hametraka fotodrafitrasa miavaka sy tsy manam-paharoa ho mariky ny fahafolo taona nijoroany ny Filatex-Immobilier na ny Filatex-Immo. Nanomboka niditra tamin’ny sehatry ny fandraharahana trano sy […]
Mois : novembre 2024
Antananarivo Renivohitra : Hankalaza ny faha-10 taonany ny SACUA
Hankalaza ny faha-10 taona nisiany ny Syndicat autonome eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, SACUA, raha ny fanambarana nataon’izy ireo tamin’ ny mpanao gazety tetsy amin’ ny Lapan’ny Tanàna Analakely, omaly. Hatomboka amin’ ny faha-14 ny volana janoary 2025, eny amin’ny espace Rose, izany fankalazana izany. Antom-pisian’ny mpiasan’ny kaominina ny hanompo […]
GEPIMM: mpanao gazety enina nahazo fiofanana
Nifarana omaly ny fiofanana ho an’ny mpanao gazety nokarakarain’ny Groupement des éditeurs de presse d’information multimédia de Madagascar (Gepimm), teny amin’ ny foibe toeran’ny Ultima Media Antanimena. Naharitra 5 andro ny fiofanana ary Malagasy mpanao gazety miisa enina no nahazo fiofanana mahakasika ny asan’ny «Secrétaire de rédaction”. I Thierry Olivet, […]
Robotika ho an’ny ankizy: Manana olana ny ekipa malagasy
Nanao fanambarana tao amin’ny tambajotran-tseraseran’ny First global Madagascar ny Steam for god. Tsy nekena, hoy izy ireo, ny visa ho an’ireo telo mirahavavy mpikambana anaty Stem Club hiatrika ny fifaninanana “Robotex International 2024” hotontosaina ny 6 sy 7 desambra ho avy izao, any Tallin Estonie, momba ny robotika ho an’ny […]
Fiofanana momba ny haitarika : 480 ireo tanora nivoaka teo anivon’ny YLTP
Mankalaza ny faha-20 taona nijoroany ny Youth Leadership Training Program (YLTP) amin’izao fotoana izao. Nomarihina tamin’ ny hetsika samihafa tetsy amin’ny Carlton Anosy izany, omaly sy afakomaly. Nomena vahana nandritra ny fankalazana teny an-toerana ny valandresaka sy adihevitra maro samihafa, izay nandraisan’ireo mpampiofana maro teo anivon’ny YLTP anjara. Nomena vahana […]




