Mois : novembre 2024

TARATRY ny KANTO

Ny tarika Solomiral indray no handravaka ny sehatry ny La Teinturerie Ampasanimalo, anio manomboka amin’ny 8 ora alina. Ireo hira nahafantarana sy nankafizana ny tarika hatramin’izay, sahala amin’ ny « Bako », « Sasa-miandry », « Mahatsiaro » no ho re mandritra izany. Maimaimpoana ary misokatra ho an’ny rehetra ny fampisehoana. Hianoka fampisehoana iarahana amin’ny tarika […]

Fort Dauphin: haverina ny « Sambaraha »

Hisesy ny lanonana faran’ ny taona any Fort Dauphin. Hotontosaina ny 26 hatramin’ ny 29 desambra izao ny andiany fahafito amin’ny « Festival Sambaraha ». 7 taona no niato ity hetsika ity, ka tamin-kafaliana no nanambaran’ny fikambanana Hoa­vign’Anôsy, omaly, tetsy amin’ny Telma Andraharo ny fiverenany. « Hatao fotoan-dehibe isan-taona ny hetsika, hampiakarana ny […]

Fahaizana sary : misy tombontsoa manokana amin’ny saina

Sehatra iray efa anisan’ny miroborobo fatratra eto Madagasi­kara ny fanaovana sary, raha ny zava-misy. Nataon’ny maro ho fitadiavam-bola sy fialamboly ny ankamaroan’ny fanaovana azy ireny, raha ny fa­nadihadiana natao. Misy tombontsoa ma­nokana amin’ny saina ny fahaizana azy io. Ilaina talenta ny fironana amin’ny fanaovana sary ary hamafisina amin’ny fanaovana fiofanana […]

FANTINA sy FINTINA

“Raha tiantsika ny hitohizan’ny fampandrosoana aty amin’ny faritr’i Toamasina, aoka ny vahoaka mba hisafidy olona hita fa mitovy hevitra amin’ny filo­han’ny Repoblika”, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieran­do­holona misahana ny faritra avaratra, i Eric Besoa, tany Toamasina, omaly, ny amin’ny fiatrehana fifidia­nana ben’ny Tanàna. Mba tsy hisy sakantsakana sy olana […]