Ankizy latsaky ny 18 taona avokoa ny maherin’ny 50% ny vahoaka malagasy. Mbola lavitr’ezaka ny fanajana ny zon’ny ankizy eto an-toerana na dia maro aza ny ezaka nataon’ny fitondram-panajakana sy ny mpiara-miombon’antoka rehetra. Miseho amin’ny endriny maro samihafa ny tsy fanajana ny zon’ny ankizy eto Madagasikara. Anisan’izany, ny hamaroan’ny herisetra […]
Mois : novembre 2024
FANTINA sy FINTINA
Nahaliana ny Solombavambahoaka ny famelabelarana nataon’ny Fid (Fonds d’Intervention pour le Développement), omaly, teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Nangatahan’ireo depiote fanazavana ny momba ny fanaovana sivana ireo tokony hisitraka ny tolotra ataon’ny Fid, nanolotra soso-kevitra koa izy ireo ampahafantarana azy ireo sy ny tomponandraikitra eny an-toerana rehefa misy hetsika atao any […]
Antananarivo Renivohitra: Hiasa mandritra ny roa volana ny PDS
“Roa volana fotsiny aho no eto”, hoy ny filohan’ny delegasiona manokana vaovao, kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), Alexandre Georget, teny amin’ny lapan’ ny Tanàna, Antananarivo Renivohitra, Analakely, omaly. Taorian’ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny sekretera jeneralin’ny CUA, Andrianambony Clara Michel Nala. Miandry izay ho ben’ny Tanàna vaovao voafidim-bahoaka afaka roa volana […]
Fivorian’ny SADC: Nandray anjara i Madagasikara, any Zimbabwe ny filoha Rajoelina
Mitondra ny anjara birikiny amin’ny famahana ny olan’ireo firenena ao anatin’ny Sadc, misedra krizy i Madagasikara. Izany dia taratry ny fananantsika toerana manan-danja eo amin’ny sehatry ny diplomasia. Notontosaina tao Harare Zimbabwe omaly, ny fivoriana tsy ara-potoana ho an’ny Fihaonana an-tampon’ireo Filoham-panjakana sy ny governemanta anatin’ny Sadc. Anisan’ny nandray anjara […]
Fampielezan-kevitra : mila porofo ny fitarainana
Efa ao anatin’ny fampielezan-kevitra tanteraka amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina hatao amin’ny 11 desambra izao. Na somary mbola nangingina aza ny fanombohana omaly fa ny petadrindrina no betsaka, raha ho an’ Antananarivo Renivohitra, ohatra, misy ny didy aman-dalàna mifehy izany. Fampahatsiahivana ankapobeny araka ny 55 ka hatramin’ny 119 ao […]




