Tontosa omaly, tetsy Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Bras de fer. Taranja iray tafiditra ao anatin’ireo taranja zandriny kanefa efa manana haavo teknika ambony eto Madagasikara. Mbola mitohy hatrany ny fampiofanana sy fizarana traikefa omen’ny manam-pahaizana vahiny, ho an’ny taranja Escrime. Tsiahivina fa efa nisy ity fiofanana ity […]
Mois : décembre 2024
Barea de Madagascar : Mpilalao 25 hiatrika an’i Eswantini
Ny talata lasa teo no nihazo an’i Afrika Atsimo ny Barea de Madagascar, hiatrika ny lalao mandroso hifanandrinana amin’ i Eswantini, eo amin’ny fiadiana toerana amin’ny « Chan 2025 ». Mpilalao 25 no nantsoin’ny coach Rôrô, mpanazatra. Ankoatra ireo mpilalao efa mahazatra toa an’i Nina, mpiandry tsatoby sy i Dadafara ary Tony […]
Fahazoana fankasitrahana : miandrandra ny anjarany ireo atleta sasany
Faly sy nitotorebika ireo atleta malagasy, nampihantain’ny filoham-pirenena noho ny anaram-boninahitra azony. Misy koa ireo mpanao fanatanjahantena sasany nahavita vokatra tsara saingy tsy mbola nahazo ny anjarany. Tsy ireo atleta 35 mianadahy mianaka niaraka tamin’ny mpanazatrany ihany ny hany nisongadina tamin’ity taona 2024 ity, fa nisy hafa saingy tsy mbola […]
« Okay noho ny omaly » : Hanomezana aina indray ny rap gasy
Miaina hatrany ny rap gasy. Manohy ny mpandimby, fa mbola eo hatrany ireo namaky ny lalana, mampiaina ny « old school ». Izay indrindra ny tanjon’ny hetsika « Okay noho ny omaly », izay hotontosaina ny 28 desambra izao, manomboka amin’ny 12 ora atoandro, eny amin’ny CCI Ivato. « Famelomana sy fanomezana sehatra indray ny […]
Antsa Noely – Chorale Orimbato: Hanolotra ny seho «Misandrata»
Tahaka ny fanaony isan-taona. Hanamarika ny Noely ny Chorale Orimbato avy ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga. Hisy hatrany ny maha samihafa ny seho tsirairay. Hira manamarika ny andro Noely, amin’ny teny malagasy, frantsay sy anglisy, miaraka amin’ny fitafiana manokana. Ireo no anisan’ny hampiavaka ity Antsa Noely « Misandrata » atolotry ny Chorale […]




