Mois : décembre 2024

Vondron’ny kandidà any Mahambo : Mitaky ny hanafoanana ny voka-pifidianana

Efa raikitra ny fitakiana sy ny tsy fahafaliana manoloana ny voka-pifidianana. Sambany tao amin’ny kaominina Mahambo no mba naneho ny firaisankinany ireo kandidà avy amin’ny firehana samihafa tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna farany teo. Anisan’ny niombon-kevitra sy niara-dia amin’ny kandidà tsy miankina ny kandidà laharana faharoa, avy amin’ny antokon’ny fitondrana Irmar. […]

Baolina kitra –« U15 Océan Indien » : Nomontsanin’ny Barea ny ekipan’i Seychelles

Notontosaina, omaly, teny amin’ny kianja Elgeco Plus by-pass, ny andro voalohany amin’ny fifaninanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina, sokajy zandriny U15, lahy sy vavy. Nisongadina tanteraka ny ekipa nasionaly malagasy, lehilahy sy vehivavy, samy nanamontsana ny ekipam-pirenen’i Seychelles, tamin’ny isa 7 no ho 0 avokoa. Nanaovan’izy ireo fampisehoana ny fihaonana. Po­rofon’izany […]

INDRAY MIJERY

Vita, ny faran’ny herinandro teo, ny fanolorana ireo « malette pédagogique spéciale autisme » ho an’ ireo sekoly miisa dimy ao amin’ny faritra Anôsy. Fitaovana manaraka ny fenitra entina hanabeazana sy hitaizana ary hampivoarana ireo ankizy hafakely rehetra izany. Sekoly manokana na “école spécialisée” ary sekoly mampiaty na “inclusive” no notolorana ity […]

Nandravarava ilay rivodoza Chido: Sahirana amin’ny sakafo sy rano ny Mahorais

Nitarika fivoriana manokana momba ny zava-misy, taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Chido tany Mayottes, ny filoham-pirenena frantsay, Em­manuel Macron, omaly, tany Frantsa. Sahirana amin’ny sakafo sy rano ny tomponandraikitra any an-toerana izay manahy fa havesatra ny isan’ny olona namoy ny ainy vokatry ny tanjak’ilay rivodoza Chido, araka ny fanambaran’ny prefet. Mitohy ny […]