Nitokana fotodrafitrasa maromaro tao amin’ny Oniversiten’i Toamasina ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny Pr Chaminah Loulla, ho fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana eny amin’ny Anjerimanontolo, ny faran’ny herinandro teo. Nisy ihany koa ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo boky 800 baoritra, azo avy amin’ny fiaraha-miasa amin’ny Oniversiten’i […]
Mois : décembre 2024
Ankatoky ny fety : hentitra ny fitsirihana fiarakodia ao Mahajanga
Ankatoky ny fety. Hentitra ny tomponandraikitra amin’ny fampanarahan-dalàna ireo fiara fitaterana. Nanaovana fitsirihana manokana ny tany Mahajanga, izay toerana be mpandeha rehefa fety. Nanao tanamaro ho amin’ny fanaraha-maso ireo fiarakodia mifavezivezy eny amin’ny arabe, ny faran’ny herinandro teo, ireo tomponandraikitra any an-toerana. Nitarika izany ny DGSR, ny DIRTM Boeny/Melaky, ny […]
Coalition faim zéro: Hifampizara traikefa ireo mpikambana
Tanterahina eto Madagasikara mandritra ny dimy andro, ny 16 ka hatramin’ny 20 desambra, ny atrikasa hanafainganana ny fanavaozana ny rafitra ara-tsakafo manerana an’i Afrika, izay misy ny Vondrona firenena manohitra ny mosary (Coalition faim zéro). Mpikambana ao i Bénin, ny Repoblika demokratikan’i Kongo (RDC) ary i Madagasikara. Hetsika hanamafisana ny […]
Fiovaovan’ny toetr’andro: Tohanan’ny Soisy ireo mpamokatra Cacao
Mitondra ny anjara birikiny amin’ny fampiroboroboana ny famokarana Cacao ny masoivohon’i Soisy eto Madagasikara. Tohana amin’ny alalan’ny tetikasa fampiofanana sy fanavaozana izany. Nahafahana nampihatra ireo teknikam-pambolena lovainjafy ny fiaraha-miasan’ireo Soisy mpikaroka sy ireo fikambanana eto an-toerana. Tanjona ny hanatsarana sy hampaharitra ny kalitaon’ny vokatra. Ianarany ao anatin’izay ireo fomba fanao […]
Hampiroborobo ny famokarana angovo: Velaran-tany 50 ha nambolen-kazo ao Andekaleka
Ny ala, antoky ny rano sy ny angovo, io no lohahevitra nanokafana ny taom-pambolen-kazo 2024-2025, tao amin’ny kaominina Andekaleka, distrikan’i Brickaville, faritra Atsinanana, omaly. Miisa 80 000 ireo zana-kazo novolena tamina velaran-tany 50 ha mba hiarovana ny tontolo iainana sy hahafahana mamokatra angovo amin’ny alalan’ny riandrano ao Andekaleka. Tanjona ny hamatsiana […]




