Mois : décembre 2024

Kick boxing-Afrika : mpikatroka 13 hisolo tena ny Malagasy

Nanomboka, omaly, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing. Tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara fa manana solontena hiaro ny voninahi-pirenena. Malagasy mpikatroka 13 mianadahy no nihazo an’i Afrika Atsimo, ny faran’ny herinandro, izay ahitana lehilahy 11 sy vehivavy 2. Sokajy Cadets, Junios ary Seniors no […]

Baolina kitra, vehivavy – “Cosafa” : Tafita amin’ny manasa-dalana ny Barea

Hiatrika ny manasa-dalan’ny Cosafa ny ekipam-pirenena malagasy Barea, sokajy zandriny U17, izay atao any Afrika Atsimo. Nahintsan’izy ireo ny ekipa mpampiantrano, Afrika Atsimo. Tafakatra amin’ny manasa-dalan’ny fifaninanana baolina kitra, vehivavy, sokajy zandriny U17, ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika, Cosafa, i Madagasikara. Resin’izy ireo tamin’ny isa 1 no […]

INDRAY MIJERY

Antsirabe indray no mandray ny fampirantiana sary 30 manome sehatra ireo olona mpanao vaksiny, indrindra any amin’ny toerana lavitra sy saro-dalana. « Azo atao ny manao vaksiny ny rehetra» ny lohahevitry ny fampirantiana iarahana amin’ny Unicef sy ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Hatramin’ny volana septambra lasa teo, nihena ny tahan’ny tsy fahavitan’ny zaza […]

ONG «les Orchidées Blanches» : Mankalaza ny faha-50 taonany

Mankalaza ny faha-50 taona nijoroany ny ONG les Orchidées Blanches amin’ity taona ity. Notokanana omaly, araka izany, ny zaridaina fahatsiarovana izay natao teny amin’ny foibeny tetsy Androhibe. Ankoatra izay, nanatanteraka hetsika fahatsiarovana ny zon’ny olona manana fahasembanana ho an’ny olona raisina an-tanana eo anivon’ny Akany izy ireo. Nisy ny fampitana […]