Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny LTP Ambatondrazaka, ny hetsika « Fijery Hafa » ho an’ny faritra Alaotra Mangoro, miaraka amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Tolotra fanofanana maro no nahafahan’ireo olona miisa 8 788 nisoratra anarana amin’ny sehatra 13. Anisan’izany ny teknika nohatsaraina amin’ny voly […]
Mois : décembre 2024
Association Seyen : nanoratra boky hanampiana ny mpanala fanadinana
Niforona ny taona 2022 ny association Seyen, mpandraharaha, coach de vie, sady mpitarika ary injeniera ny filoha mpanorina azy, Rafaniriantsoa Nomenjanahary Aimé Elia. Eny Itaosy ny ivontoerana misy ny fikambanana. Midika hoe « race de guerrier » na taranaka mahery fo na taranaka mpiady ny anarana Seyen. Nalaina tamin’ny horonan-tsary miaina « Dragon […]
Fitaterana ana habakabaka: azo antoka ary atokisan’ny mandeha ny lanitr’i Madagasikara
Sehatra iray hisintomana mpizahatany ho tonga eto amintsika ny fitaterana ana habakabaka. Efa nametraka ireo rafitra sy ny fomba ahafahana mifamezivezy amin’ izany ny Aviation civile de Madagascar (ACM). « Atokisan’ ny mpandeha sy ny kaompaniam-pitaterana ana habakabaka iraisam-pirenena ny lanitr’i Madagasikara », hoy ny minisitry ny Fitaterana sy ny […]
Fifanakalozana ara-barotra; Voafaritra ny paikady hampiharana ny Zlecaf
Voarafitra avokoa ny piakady nasionaly hampiharana ny faritra malalaka ara-barotry ny kaontinanta afrikanina (Zlecaf). Nisy ny fakan-kevitra tamin’ny sehatra tsy miankina, ny rafi-panjakana isan-tsokajiny manerana ny Nosy, nentina nandrafetana izany. Nanohana tamin’ ny famolavolana ity paikady ity ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana ho an’ny fampandrosoana (Pnud). Natolotra ny minisitry ny Fampiroboroboana […]
Fifanakalozan-kevitra: Apetraka ireo paikady hisorohana ny krizy
Voaresaka nandritra ny hetsika « Ceo Summit », ny herinandro teo, ny lohahevitra momba ny Fametrahana mialoha ny paikady hisorohana ny krizy. Nitondra fanazavana mahakasika ireo fanamby sy fomba hamahana ireo olana misy amin’izao fotoana izao ireo manampahaizana sy mpandraharaha eto an-toerana sy avy any ivelany. « Ilaina ny hametrahan’ny fitondram-panjakana politika mifanaraka […]




