Mois : décembre 2024

Fisitrahana angovo : Mitondra hazavana ireo vehivavy injeniera

Antoka ho an’ny fampandrosoana ny kaominina ambanivohitra ny fisitrahana herinaratra. Mampivelatra ny toekaren’ny mponina sy ny fahaiza-manaony izany. Kihon-dalana lehibe ma­namarika ny fampiroboroboana ny herinaratra ho an’ny tontolo ambanivohitra ny fandaharanasa National Barefoot College (PNBC). Miara-miasa amin’ireo mpisehatra ifotony mba hisitrahana ny herinaratra izy ireo. Miara-miombon’antoka aminy ny komitim-pahazavana avy […]

VAOVAO TAMBATRA

Niofana mahakasika ny fanatavezana drakaka ny mpikambana ao anatin’ny VOI FMM any amin’ ny fokontany Antrema, kaominina Katsepy, distrika Mitsinjo, ny 6 sy 7 desambra teo. Nisy koa ny fomba fanamboarana dobo amin’ny fiompiana drakaka. Tanjona ny hanatsarana ny fihariana ataon’izy ireo sady hampitoboana ny fidiram-bolany. Nanohana ny fiofanana ny […]

Toamasina: Hanao lavanty ny ladoany

Hanomboka amin’ny alakamisy 12 izao, hatramin’ny 16 desambra, ny lavanty am­pahi­bemaso ao amin’ny orinasa SMMC sy MICTSL, ao amin’ ny seranan-tsambon’i Toama­sina. Karazany maro ny ha­midy amin’izany, ahitana fiara, entana anaty kaontenera karazany 113, ka manomboka amin’ny 10 000 Ar ny tombana hatramin’ny 1 miliara Ar. Ni­laza ny lehiben’ny fadintseranana Toamasina, […]

Harena ambanin’ny tany: Hamokatra fasimainty 960 000 t isan-taona ny Base Toliara

Karazan-tany efatra no hotrandrahin’ny Base Toliara. Efa misy fahazoan-dalana, ny fasimainty, ny zircon, ny rutile, fa mbola hakana fahazoan-dalana vaovao ny monazite. Araka ny efa fantatra, hanohy ny fihariany ny orinasa Base Toliara, rehefa nihantona nandritra ny 5 taona. Miisa telo ny karazana akoram-pasika (sables minéralisés) voafa­ritra ao anatin’ny fanadihadiana […]