Maro anisa amin’ireo voafidy amin’ny voka-pifidianana vonjimaika navoakan’ny Ceni ny avy amin’ ny Irmar, manerana ny Nosy. Nahazo ben’ny Tanàna miisa 967 izy ireo. Arahin’ny tsy miankina miisa 474 raha 52 kosa ny avy amin’ny Fivoi. Miisa 38 kosa ireo ben’ny Tanàna Tim, arahin’ny Firaisankina, miisa 37. Nahazo 36 kosa […]
Mois : décembre 2024
Hafatry ny fiangonana Anglikanina : “Aoka isika tsy hanary ny fanantenana”
Anisan’ireo nitondra hafatra amin’izao fankalazana ny fetin’ny Noely izao koa ny eo anivon’ny fiangonana Anglikanina (EEM) eto amintsika. Nitondra fampaherezana mba tsy ho mora kivy sy mivavaka ho an’ny kristianina ary ny vahoaka malagasy izy ireo tamin’izany. “Aoka isika tsy hanary ny fanantenana manoloana izao fahasahiranana iainana izao… Mirary Krismasy […]
Vahoaka mahalala ny ataony
Laingalainga, tsy misy izay hoe fiatoana sy fitoniana politika amin’izao. Tabataba lalandava. Raha mba hahatsara zavatra sy mahasoa moa ka haninona? Indrindra ho raharaham-pirenena sy ny fiainam-bahoaka… Hatramin’ izao, tsy miova firy ny fomba politika. Vao mainka miharatsy no ho ny teo aloha aza… Nahoana? Tsy izay hahatsara ny […]
Tsingerin-taona faha-52 ny antoko MFM : “Aoka hohajaina ny safidin’ny olom-pirenena”
Nomarihina omaly, ny faha-52 taonan’ny antoko Mpitolona ho an’ny fandrosoan’i Madagasikara (MFM). Namoaka fanambarana izy ireo ary nametraka fepetra maromaro. Nambaran’izy ireo, tamin’ izany, fa maika ny hametrahana amin’ny toerana mendrika sy tena sahaza ny fandresena ny fampahantram-piheverana. “Ilaina ny fanajana toy ny anakandriamaso ny safidin’ny olom-pirenena tsirairay ary ny […]
Fakana an-keriny : Takalonaina roa lahy avotra
Tafaverina soa aman-tsara anivon’ny fianakaviany ireo roa lahy nentin’ny mpaka an-keriny tao Andohambato, kaominina Manakana, ny 26 desambra teo. Nalain’ny olon-dratsy nataony takalonaina ny mpiasa tamina kariera tao an-toerana. Mitrandraka volamena ireo lasibatra ireo. Nitondra fitaovam-piadiana ireo tsy valahara ka tsy sahy nanohitra ny andian-dehilahy voatafika. Naharay fampandrenesana ny zandarimaria. […]




