Mois : janvier 2025

Sakaraha : Dahalo telo maty voatifitra

Lavon’ny tifitry ny mpanara-dia ny dahalo telo tamin’ireo fito nangalatra omby tao amin’ny fokontany Analatelo, kaominina Andranolava, distrika Sakaraha, afakomaly. Nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika, naka omby miisa enina tao amin’ny tanànan’i Teninde, ao anatin’io kaominina io, ireo olon-dratsy. Nanapoaka basy izy ireo ary nentiny nandositra ny omby. Nanara-dia avy hatrany […]

Nanafika mpandraharaha : Jiolahy efatra maty voatifitra

Lavon’ny polisy ny efatra tamin’ireo jiolahy nanafika mpandraharaha nitondra vola tao Tanambao Verrerie Toamasina, omaly. Teo am-panafihana mpa­n­draharaha nandeha Bajaj, niaraka tamin’ny volabe, ny jiolahy enina nitondra basy tao Tanambao Toa­masina, omaly. Efa narahin’izy ireo ny lalana nalehan’ity mpandraharaha ity. Nove­le­sin’ny iray tamin’ireo olon-dratsy ny maritoa izy mba hahafahan-dry zalahy […]

RN2 – Moramanga: le pont d’Ambarilava ouvert à la circulation

Le pont d’Ambarilava au PK 108+800 sur la RN 2 à l’entrée de Moramanga, est actuellement ouvert à la circulation, après avoir subi des travaux de renforcement pour faciliter le transport des groupes destinés à améliorer l’approvisionnement en électricité dans la Capitale. Le taux d’achèvement des travaux atteint actuellement 95% […]