Mois : janvier 2025

SOMBIM-BAOVAO

Hiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana, ny fifaninanana « Fety de Baskety e !”, karakarain’ny AT2B (Andraisoro Tia Basket ball), ho fankalazana ny faha-15 taona nijoroan’ny kliobany. Eny amin’ny kianja Andraisoro ihany no hanaovana ny lalao, amin’ny faran’ity herinandro ity. Hitohy any Bongolava indray ny fanazaran-tena sy fiofanana ho an’ireo Maitres, izay tarihan’ny Grand […]

Volley : Hatao any Maorisy ny CCCZone 7

Fantatra, ny toerana sy daty ofisialy hanatanterahina ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka, aty amin’ny faritra faha-7, taranja Volley ball. Araka izany, i Maorisy indray no handray ny fifaninanana, amin’ity andiany faha-29 ity. Firenena 6 no handray anjara, hahitana an’i Comores, La Réunion, Maurice, Madagasikara, Mayotte ary Seychelles. Araka ny […]

Cenhosoa – Fitantanam-bola : Tale vaovao, ny Kly Randrianarisoa Andry Aurélien

Notontosaina omaly, tao amin’ny trano fivoriana an’ny Hopitaly miaramila Soavinandriana (Cenho­soa) ny famindram-pitantanana teo amin’ny tale misahana ny fitantanam-bola eo anivon’ny Cenhosoa. Nandray ny fitantanana ny tale vaovao, ny Kly Randrianarisoa Andry Aurélien, voatendry nandritra ny filankevitry ny minisitra ny 15 janoary 2025 lasa teo, misolo toerana ny Jly Andria­masinoro […]