Mitombo hery hatrany ilay faritra andro ratsy ao amin’ny ranomasimbe Indiainina, araka ny tatitra nataon’ny mpamantatra ny toetry ny andro etsy Ampandrianomby. Heverina fa hivadika ho rivodoza anio alina ity andro ratsy ity ka hitondra ny anarana hoe : Dikeledi. Ho lasa rivodoza mahery vaika izy any an-dranomasina any. Hanambana ny […]
Mois : janvier 2025
Tatitry ny asa vitan’ny SMA 503 494m3 ny hadirin’ny fako voatatitra ny taona 2024
Nizotra sy nihatsara ny asan’ny SMA teo amin’ny fitantanana ny fako teto an-dRenivohitra tamin’ity taona ity, raha oharina tamin’ny taon-dasa, araka ny tatitra navoakan’izy ireo. Nanao tatitry ny asa vitany nandritra ny herintaona ny teo anivon’ny orinasan’ny kaominina misahana ny fanadiovana na Société Municipale d’Assainissement (SMA) eto an-dRenivohitra, omaly, teny […]
Minisitra Andriantsitohaina Naina: “Tsy misy indrafo ho an’ireo mpangalatra tany”
Anisan’ny nitondra fanazavana ny momba ny paikady sy ny fepetra iadiana amin’ny mpangalatra tany ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina, tamin’ny filankevitry ny minisitra, omaly, teny Iavoloha. Niaiky ny tenany fa anisan’ny mampikaikaika ny olona izany ka nametrahana ny paikady iadiana amin’ny kolikoly sy ny […]
Vondrona mpanohana ny fitondrana: “Tokony hosoloina ireo tomponandraikitra mitavozavoza…”
Nanao fanambarana tetsy Antaninarenina ireo vondrona politika, mpanohana ny fitondrana. Nambaran’izy ireo tamin’izany fa tsy ny filohan’ny Repoblika ihany no tompon’andraikitra eto. Eo ireo olom-boafidy sy olom-boatendry tokony hanao tongotra miara-mamindra sy soroka miara-milanja aminy, araka ny fanambarana. “Iombonana hevitra ny tokony hanoloana ireo tomponandraikitra mitavozavoza sy vato misakana, ka […]
Ravalitera Jacques Michaël: “Mila mifampiresaka ny samy raiamandreny”
“Mila henoin’ny zanaka ny raiamandreny. Na raiamandreny ara-pitondrana io, na ara-drazana, na ara-pivavahana. Nefa tokony hihaino ny zanaka koa izy ireo. Ilaina izay fifampiresahana izay, raha tiantsika ny hampivoatra ny tontolo”. Io ny fanehoan-kevitry ny mpanolotsaina eo anivon’ny birao maharitry ny Ceni, Ravalitera Jacques Michaël, teny Alarobia, omaly, manoloana ny […]




