Quand les âmes se rencontrent à Babetville.
Mois : janvier 2025
Ligy Atletisma Ihorombe: Hisokatra amin’ny sabotsy ny taom-pilalaovana
Hosokafana amin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 25 janoary ho avy izao ny taom-pilalaovana 2025 ho an’ny ligy atletisma Ihorombe. Hotantera-§hina eo amin’ny Kianja fahaleovantena Ihosy izany. Hisy hetsika maro hanamarihina ity fanokafana ity. Anisan’ireny ny fisian’ny «cross de cohésion», natokana ho an’ireo daholobe ka nanasana ireo tomponandraiki-panjakana ao an-toerana, ary […]
SOMBIM-BAOVAO
Hisy « festival de rugby » ho an’ny sokajy zandriny U13 sy U16, lahy sy vavy, hatao ny sabotsy 25 janoary ho avy izao. Fihaonana karakarain’ny Malagasy rugby ary hotanterahina etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka. Klioba 14 no hifaninana ho an’ny U13, raha 15 kosa izany ho an’ny U16. Araka ny tsiliantsofina, […]
Maître Jean Patrice : Nanoratra ny tantaran’ny judo malagasy
Vaovao tsara indray no nitranga, ho an’ny taranja judo. Nivoaka ny boky voalohany mirakitra ny tantaran’ny judo malagasy (Tome 1). Nanoratra azy, rehefa novolavolainy aman-taonany maro, ny Maître Ratsimiketraka Jean Patrice,. “Ny tantaran’ny judo Malagasy”, io no lohatenin’ity boky ity. Efa azon’ny rehetra jifaina sy vakina izany. Tepana mainty 5e […]
Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: Iray ekipa i Rocher sy i Rizzi ary i Delahaye
Hangotraka ny famaranana lehibe amin’ny « Passion Pétanque Française (PPF 2025) ». Nisafidy ny hiaraka ao anaty ekipa iray ireo andrarezina ka anisan’izany ilay frantsay, i Dylan Rocher, ilay Italianina, i Diego Rizzi. Manana ekipa roa kosa ny Malagasy amin’ity. Ho toy ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany kely ny famaranana lehibe […]




