Nisy namaky ny trano fivarotana iray an-dRandriamboavonjy Mbola Andry tany Tanambe Avaradrano, kaominina Ambanivohitra Tanambe, distrika Amparafaravola, ny alatsinainy 21 janoary lasa teo. Tamin’ny 2 ora maraina teo ho eo ny fotoana nisehoan’ny tranga, tamin’io fotoana io. Nanatanteraka ny fanarahan-dia avy hatrany ny alika mpitsongo-dia avy amin’ny CFS/CRFDC, tamin’ny 3 […]
Mois : janvier 2025
Fihaonamben’ny minisitra eto Afrika : Nandray anjara ny MJS, Moustapha Marson Abdulah
Anisan’ireo firenena nandray anjara tamin’ny fihaonamben’ny minisitera izay natao tany Gambie, ny 21 janoary lasa teo, i Madagasikara. Noresahina tamin’izany ny fanatsarana ny fitantanana ny fanatanjahantena eto Afrika. Notontosaina afakomaly, tany Banjul Gambia, ny fihaonamben’ny minisitera eto Afrika, izay niarahana tamin’ny fikambanana iraisam-pirenena Unesco, Usada, Wada, UA. Lohahevitra noresahina tamin’izany […]
Lozam-pifamoivoizana : Ny hetraketraky ny mpamily no tena antony ho an’ny eto Antananarivo
Ny hetraketraky ny mpamily sy ny fitiavana mandeha mafy ny tena antony voalohany mahatonga ny lozam-pifamovoizana eto Antananarivo. Manampy izany koa ny fisotroana zava-pisotro mahamamo ataon’izy ireo eny am-pitondrana fiara sy kodiarandroa. Maro ny antony mahatonga ny lozam-pifamoivoizana eny an-dalana, raha ny fanadihadiana natao. Ny hetraketraky ny mpamily sy ny […]
Voafaokan’ny kamiao ; Kaporaly namoy ny ainy
Tra-doza ka maty tsy tra-drano ny kaporaly iray teny amin’ ny lalam-pirenena fahefatra, teo amin’ny PK 402, teo amin’ny fokontany Tsarahonenana, kaominina Andranomamy, ny talata 21 janoary teo. Nandeha mafy ny kamiao izay nifenana tampoka tamin’ io mpitondra moto io. Nifampikasoka tampoka ny roa tonta ka nipitika teny ambony moto […]
Sakantsakana tao Toamasina : Nilaza ny tsy hipetra-potsiny Ratsiraka Roland
Naneho ny heviny, taorian’ ireny sakana natao azy tsy afaka naneho hevitra, ny faran’ ny herinandro teo, ny depiote Ratsiraka Roland, omaly, tao Toamasina. Hentitra ny nambarany. “Tsy hanaiky hatramin’ ny farany izahay ary hiady amin’ny hametrahana ny mangarahara sy madio eto amin’ ny firenena”, hoy izy, taorian’ ny nivoahan’ny […]




