Mois : février 2025

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 64 ny fiofanana momba ny tetikasa « Jumelage SPS », novatsian’ny Vondrona eoropeanina (UE) vola, nandritra ny roa taona sy tapany. Tetikasa fiofanana ho an’ny teknisianina nifantoka tamin’ny fifehezana ny Fenitra ara-pahasalamana sy fahadiovana (SPS) ny vokatra ara-pamokarana sy ara-tsakafo. Miara-miombona antoka amin’ny fanatanterahana azy i Frantsa, Italia ary Madagasikara. Nihena […]

Tetikasa Ader : Famatsian-jiro amin’ny herin’ny masoandro

Mandeha ny fampidirana herinaratra amin’ny tontolo ambanivohitra. Toerana roa no nisitraka angovo azo havaozina, jiro azo avy amin’ny herin’ny masoandro, tato anatin’ny herinandro. Tafa­petraka ny 14 feboary 2025 teo, ny fotodrafitrasa any amin’ny kaominina Lokomby, distrika Manakara, faritra Fito­vinany. Tobim-pamokarana he­rinaratra avy amin’ny ma­soandro manana tanjaka 17,28 kWC. Mahatra­tra 68 […]

MTP: Zana-kazo 2 000 isa voavoly

Natao ny 14 febroary teo, teny Ankadilalana, fokontany Ambatomirahavavy, kaominina Ampanotokana, ny fambolen-kazo 2025 ho an’ny fianakaviamben’ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP) sy ny rantsamangaikany. Nitarika ny hetsika ny minisitra Rafidison Richard Théodore, niaraka tamin’ny mpiara-miasa aminy. Nandray anjara koa ny solontena avy amin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd). Natao izany, araka […]

Baolina kitra : Nodimandry i Benony Jacques

Misaona ny tontolon’ny baolina kitra malagasy. Nin­daosin’ny fahafatesana omaly, tany Toamasina, ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) teo aloha, i Benony Jacques. Raha tsiahivina, nitantana ny komitim-pirenena tamin’ny fandrindrana ny baolina kitra, ny taona 1990 – 1994, rehefa nandalo olana ity taranja ity. Taorian’io, nirotsaka ho filohan’ny federasiona ka […]