Les préparatifs de la première visite d’Etat d’Emmanuel Macron à Madagascar, sont en cours, à l’occasion du Sommet des chefs d’Etat de la Commission de l’océan Indien, ce 24 avril à Nosy Be. Selon les informations fournies, la ministre des Affaires étrangères malgache Rasata Rafaravavitafika, s’est entretenue au téléphone avec […]
Mois : février 2025
Tenisy-U14 Afrika : Nihintsana teo amin’ny ampahavalon-dalana Ny Avo
Nitohy omaly, tany Nairobi Kenya, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny taranja tenisy, sokajy U14, lahy sy vavy. Nifarana teo amin’ny dingana ampahavalon-dalana ny lalan-dRazafindrazaka Ny Avo, ho an’ny lalao an’olon-tokana, lehilahy. Resin’ilay maraokanina, i Youssef Hakmi, tamin’ny seta 2 no ho 0 (6/1; 6/0), ny tovolahy. Tsy […]
SOMBIM-BAOVAO
Voahosotra ho tompondakan’ny Tama Beach, taranja volley, andiany faha-8, tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo, i Juliette sy i Miangola, ho an’ny sokajy U21, vehivavy. I Brad sy i Allan kosa teo amin’ny U21, lehilahy. Ho an’ny sokajy Seniors, nahazo fandresena i Marina sy i Julienne teo amin’ny vehivavy, ary […]
Semi-marathon : Nanamontsana zava-bita i Kiplimo
Nomontsanin’ilay teratany ogandey, i Jacob Kiplimo, ny zava-bita tsara indrindra maneran-tany eo amin’ny hazakazaka semi-marathon. Nandritra ny fifaninanana natao tao Barcelone Espagne, ny alahady 16 febroary lasa teo. Tontosany tao anatin’ny 56 mn 42 s izany. Natsarain’ity atleta, 24 taona, ity 48 s ny fe-potoan’ilay etiopianina, i Yomif Kejelcha, izay […]
“XXL Smatchin by Be connect” : Nitombo ny isan’ny mpandray anjara
Hotanterahina ny 8 hatramin’ny 16 marsa izao ny “XXL Smatchin by Be Connect”, andiany faha-11. Oniverite 50 hifaninana ary toerana 3 no handray izany. Nitombo ny isan’ny mpandray anjara amin’ity andiany faha-11 ity, araka ny fanazavana nentin’ny mpikarakara. Oniversite 50 no hifaninana, raha toa ka 40 tamin’ny taon-dasa. Araka izany, […]




