Mois : février 2025

Vondrona mpamonjy voina Toamasina: Nahatratra 76 ny haintrano nanaovana asa famonjena

Maro ny haintrano novonjen’ny sampana mpamonjy voina ao Toamasi­na, ny taona 2024 sy ny 2025 diavina ity. Ankoatra ny haintrano, mandray an­draikitra amin’ireo loza eny anivon’ny fiarahamonina ko izy ireo. Niavaka raha tena niavaka ny trangam-pirehetana tamina karazan-javatra maro teto Toamasina ny taona 2024 sy ny fiando­han’ny taona 2025. Nandrai­san’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Hampitomboina 17 isan-kerinandro ny sidina ataon’ny kaompania Ethiopian Airlines mampitohy an’Antananarivo sy i Nosy Be, manomboka ny volana jona 2025. Hetsika ho fampiroboroboana ny sidina ataon’ny kaompania eto an-toerana hatramin’ny niverenany teto Madagasikara nanomboka ny taona 2022. Hotanterahina ny 29 mey ka hatramin’ny 1 jona ny hetsika « Rallye VHR (Voiture […]

Tombola « Devenez multimillionnaires »: Azon’i Lalarison Ricardo ny 25 tapitrisa Ar

Lelavola mitentina 25 000 000Ar no loka azon’i Lalarison Ricardo Cassidi, nandritra ny lalao tombola « Devenez multimillionnaires » nokarakarain’ny Cos­mos Madagascar, ny 3 de­sambra 2024 ka hatramin’ny 13 janoary 2025. « Bon d’achat » mitentina 5 tapitrisa Ar kosa ny loka ho an’ny laharana faharoa raha 3 tapitrisa Ar kosa izany ho an’ny laharana fahatelo, izay samy […]

indostria : Hatsangana ny vaomiera mpanatanteraka

Hatao eto Madagasikara ny volana aogositra ny fihaonana an-tampony faha-45 an’ ny filoham-pirenena sy lehiben’ny governemanta eo anivon’ny Sadc. Mifanindry an-dalana amin’izay ny fanamarihana ny Herinandron’ny fampiroboroboana ny indostria, andiany faha-8. Tapaka nandritra ny dinika niarahan’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra, Ralambofiringa David, sy ny solotenan’ny minisiteran’ny […]

Saran-dalana taxi-be: Nahomby ny tsy fampiasana lelavola

Tsara ny vokatra azo tamin’ny andrana tsy nikirakirana lelavola nandoavana ny saran-dalana tamin’ny taxi-be 147 D. Nisy ny tetikasa nampiasana ny teknolojia niomerika ka nametrahana fitaovana manokana hanamarinana ny tapakila saran-dalana tamin’ireo fiara fitaterana. Nahomby ny tetikasa nataon’ny Airtel Money sy ny orinasa CPP System, tsy ampiasana lelavola andoavana ny […]