Inspecteurs du travail 42 mianadahy no nahavita fianianana tetsy amin’ny Fitsarana tampony, Anosy. Andiany Mahomby izy ireo, niofana nandritra ny 2 taona teny amin’ny Enam Androhibe. Mitazona andraikitra eo amin’ny firenena ny Inspecteurs du Travail izay misehatra ara-tsosialy sy ara-toekarena. Ho an’ny sosialy, sady mampihatra ny lalàna mifehy ny asa […]
Mois : février 2025
Minisitry ny Fampianarana teknika : Nitsidika ny faritra Atsimo Atsinanana
Nitsidika ny faritra Atsimo Atsinanana ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Rasoloarisoa Marie Marcelline, ny herinandro lasa teo. Nijery ny fanavaozana natao tamin’ny CFP Ampanarena (Anosy Arafa) sy ny LTP Farafangana ny delegasiona. Nisy ny dinidinika hanatsarana ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa niarahana tamin’ny DRETFP […]
Fampianarana ambony : Jerena ny fizarana vatsim-pianarana
Manatanteraka ny toromariky ny filoham-pirenena ny amin’ny fijerena manokana ny vatsim-pianaran’ny mpianatra ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nidina teny amin’ny oniversiten’Antananarivo nijery akaiky ny fikarakarana ny vatsim-pianaran’ny mpianatra ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Chaminah Loulla, niaraka tamin’ireo ekipa teknika. Tao amin’ny fakiolten’ny […]
“Backyard Ultra”: Hanohanana ny zaza malagasy raisin’ny ONG Ketsa an-tanana
Ho avy sy hisy voalohany eto Madagasikara ny “backyard Ultra”. Hetsika ara-panatanjahantena hamondronana ireo atleta samihafa indrindra ny eto an-toerana. Hotanterahina eny Vontovorona ny 14,15 hatramin’ny 16 febroary ho avy izao ny hetsika ara-panatanjahantena antsoina hoe: “course backyard Ultra”. Andiany voalohany izy ity, karakarain’ny ONG Ketsa, iaraha-miasa amin’ny Yas Madagascar […]
PFL 2025: Resin’ny Inate FC Rouge ny CFFA
Nitohy ny sabotsy sy omaly, ny andro faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra na ny “Pureplay Football League” (PFL 2025), rehefa niato nandritra ny 2 volana. Anisan’ny lalao nandrasan’ny maro ny fihaonana teo amin’ny Inate FC Rouge sy ny CFFA Andoharanofotsy. Lalao notanterahina teny amin’ny kianja […]




