Mois : février 2025

L’essence du devoir

Pourquoi se sacrifier pour des causes dont les répercussions ne se font pas sentir immédiatement ? Les générations 90-2000 ayant suivi le manga Naruto, ont certainement déjà vu le film « Road to ninja » (Le chemin du ninja). Au début et à la fin de ce film, le narrateur disait ceci : « Un […]

Fivarotana nosy amin’ny Emiratis : Nodisoin’ny fanjakana ny vaovao miely

Namoaka fanambarana mandà marindrano ireo lainga aparitaka amin’ny tambajotra sosialy, milaza ny fivarotana ireo nosy maromaro manodidina an’i Nosy Be amin’ny mpa­mpiasa vola vahiny, Emi­ratis, ny eo anivon’ny mi­ni­­site­ran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Nohitsin’ny fanambarana fa tsy misy fangatahana voaray na fifanarahana nosoniavin’ny fanjakana malagasy ho an’ny […]