Mois : février 2025

Taranja tolona – Ekipa nasionaly : Hampivondrona ireo solofo mandimby

Ho fihatrehana ireo fifanintsanana iraisam-pirenena maro, hampivondrona ireo mpikatroka ny Federasiona malagasin’ny taranja tolona (FML), tarihin-dRaveloson Mamitiana. Nambaran’ity lehiben’ny federasiona ity, ny alakamisy lasa teo, tetsy Maha­ma­sina fa hatao eny Ampefi­loha, manomboka anio, ny fa­nomanana ny ekipa nasionaly. Ireo atleta zandriny nahazo ny laharana roa na telo voalohany isan-tsokajy tamin’ny […]