Mois : mars 2025

TSELATRA

Telo mianadahy mpamatsy rongony voasambotry ny polisim-pirenena tao amin’ny fokontany Aranta, kaominina Mahajanga, omaly. Rongony milanja 32,5 kg no sarona teny amin’izy ireo. Nofonosana tanaty baoritra ireo entana ireo. Nokasain’izy ireo hamidy tao an-toerana. Voasambotry ny polisy miasa ao Tanjombato ny mpamily fiara iray nandona moto ka namoizana ain’olona teny […]

Nangalatra tao amin’ny Cash point ; Jiolahy iray voasambotry ny polisy

Voasambotry ny polisy avy amin’ny CSP2, omaly hariva, ny lehilahy iray, nisokitra ny sakaosy feno volabe tao amin’ny Cash point iray tetsy Ambolokandrina. Tratra teny Antohomadinika izy io noho ny fiaraha-miasa tamin’ny olona tsara sitrapo, taorian’ny fizarana sy fanaparitahana ny ho­rontsary nisy ny sarin’ireo olon-dratsy, voarakitra tao anaty caméra de […]

Fiaraha-miasan’ny MFFT sy ny zandary: Rava ny tambajotra mpangalatra tany

Anisan’ny laharam-pamehana ho an’ny fitondram-panjakana sy ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) ny ady amin’ny mpangalatra tany. Nahitam-bokany izany, ny herinandro teo. Nanatona ny eo anivon’ny MFFT ny sampam-pikarohana ny ady heloka bevava eo anivon’ny Zandary “Section des recherches criminelles”. Fantatra tamin’izany ny nahavoarohirohy ireo efa matihanina […]

Rapatriement d’Olivier Razafotanorazana: un élan de solidarité sans précédent

Le meurtre d’Olivier Razafotanorazana, survenu à l’île Maurice le 9 mars, a suscité un élan de solidarité sans précédent.  La famille n’ayant pas les moyens de rapatrier depuis Maurice le corps, a lancé un appel à l’aide relayé par le compte Facebook Malagasy Miray Hina. Et la somme récoltée d’un montant […]