La fermeture des services de restauration d’un hôtel à Mahajanga, suite à l’intoxication alimentaire de plusieurs invités, à l’occasion de la célébration du 8 mars, continue de défrayer la chronique et de susciter la polémique, alimentant les rumeurs et les spéculations. Les autorités ont réagi en remettant les choses dans […]
Mois : mars 2025
« Viavy Film Festival »: Handrisihina ireo vehivavy mpanatontosa sarimihetsika
Nahitam-pahombiazana ny andiany voalohany. Efa miditra amin’ny andiany faharoa kosa izao ny « Viavy Film Festival ». Hotontosaina ny 25 hatramin’ny 28 marsa izao izany, ao amin’ny Cinépax Madagascar. Araka ny anarany, natao hanasongadinana ny sarimihetsika vokarin’ireo vehivavy ny hetsika. Handrisihana ireo vehivavy mpanatontosa sarimihetsika, izay efa maro no milomano ao anatin’ […]
TARATRY ny KANTO
Hizara ny traikefany i Anjara Rakotozafiarison. “Ahoana nyhitondrana ny anjara biriky amin’ny maha mpitendry zavamaneno?” Anisan’ny hovoaboasan’ity mpitendry gitara ity izany, anio amin’ny 2 ora, etsy amin’ny CGM Analakely. Natao ho an’ireo efa mpitendry matihanina na tsia na mbola mpianatra mozika aza, ny fifanakalozana. Fotoana iresahana ny asa manodidina ny […]
« THB Mifety » : Nafana ny fety roa andro
Fararanon-danonana ny teny Anosizato, ny faran’ny herinandro teo. Na dia antomotra aza vao fantatra ny fisian’ny hetsika, rakotra mpifety ny « THB Mifety » tao amin’ny Santilo, nanomboka ny zoma hatramin’ny sabotsy teo. Mazava loatra fa noho ny fisian’ireo mpanakanto nanafana ny sehatra no antony voalohany. I Samöela no nanokatra izany ny […]
« Ridô – Dévoiler les souvenirs »: Hampiranty etsy amin’ny IFM i Tsiriniaina Irimboahangy
Zavakanto marolafy. Aingam-panahy sy karoka manokana, efa avy narantin’i Tsiriniaina Hajatiana Irimboahangy tany amin’ny Fondation H Paris, no harantiny indray etsy amin’ny IFM Analakely. I Tsiriniaina Hajatiana Irimboahangy no nahazo ny loka voalohany tamin’ny “Prix Paritana 2024”,andiany fahavalo. Anisan’ny loka azony nandritra izany ny fikotrehana zavakanto tao amin’ny Cité internationale […]




