Mois : mars 2025

Arabe migodana: Hafainganina ny fanonerana ny mponina

Mihaino ny mponina ny fanjakana! Ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore, indray no nihaona tamin’ny vahoaka, omaly zoma, teny Anosiarivo Ambohimanga Rova, taorian’ny sekreteram-panjakana miadidy ny Tanàna vaovao, Andriamanohisoa Gérard, ny alakamisy. Mihaino sy miresaka amin’ny vahoaka voakasiky ny fanamboarana ny arabe migodana mampitohy an’­ Antananarivo sy […]

VAOVAO TAMBATRA

Hojerena ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy Afrika atsimo eo amin’ny sehatry ny fitaterana ana habakabaka. Hampitomboina ny sidina ho tonga eto amintsika na avy amin’ireo kaompaniam-pitaterana avy ao Afrika na eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Hojerena koa ny sehatry ny fitaterana an-dalamby hampandrosoana sy hanitarana ny zotra efa misy. Tsy mbola nampiditra […]