Notanterahina omaly, tao amin’ny Complexe sportif Mahajanga, ny fanombohana tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa “Zatovovavy miavotra sy mivoatra”. Tetikasan’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, iarahana amin’ ny tetikasa Fihariana sy ny Unicef, UNFPA, Unesco ary ny fikambanana Fitia. Maro ny hetsika voarafitra amin’ny fandaharanasa toy ny fifaninanana ho an’ny tetikasan’ny […]
Mois : mars 2025
TARATRY ny KANTO
Mandalo an-tanindrazana i Voahirana. Hisy ny fiaraha-midera miaraka aminy, izay hotontosaina anio manomboka amin’ny 5 ora sy sasany, etsy amin’ny Pietra Analakely. Hanotrona an’i Voahirana mandritra izany ny tarika Antsa an’i Kristy, izay efa nisy azy. Eo koa i Rojo Ny Avo sy i Lovatiana. Efa niatrika ny famerenena niaraka […]
Iray volan’ny teatra: Hisy hetsika maro hotontosaina
Na mitsipozipozy aza, tsy maty ny teatra eto Madagasikara. Mbola eo ireo mpisehatra miezaka mampiaina izany sehakanto izany, na dia sahirana eo amin’ny efitrano hiseharana aza. Hanamarika ny Iray volan’ny teatra, fanao isaky ny volana marsa isika. Hetsika maro no hotontosaina mandritra izany, ka anisan’ ireo manana fandaharam-potoana maro indrindra […]
Foto-pisainana malagasy – Vehivavy: Loharanon’ny taranaka fa tsy fakana taranaka fotsiny
8 marsa, Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Matoa tinapaka eran-tany io, omen’izao tontolo izao lanja ny vehivavy. Na izany aza, samy manana ny fombany sy foto-pisainany ny firenena tsirairay. «Ny hanambadian-kiterahana », hoy ny Malagasy. Tsy niala lavitra izay tokoa ny nandraisan’ny fiarahamonina ny vehivavy. Loharanon-taranaka hahazoana ny ho dimby sy […]
Andriantseheno José Dominique: « Mizotra mankany amin’ny fahombiazana ny sarimihetsika malagasy »
Misy sady maro ny lesoka. Manaiky izany ny talen’ny ivontoerana ho an’ny sarimihetsika sy ny sarimiaina eto Madagasikara (ISSM), Andriantseheno Dominique. Nohamafisiny kosa fa efa mankany amin’ny lalan’ny fahombiazana ankehitriny ny sehatra, ary misy ireo paikady maro enti-miatrika izany. Gazety Taratra (*)Amin’ ny maha tomponandraikitra voalohan’ny rafitra mifehy ny sarimihetsika […]




