Tontosa omaly, tetsy Mahamasina, ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny fikambanan’ny skoto rehetra (miisa valo) eto Madagasikara. Niray hina sy niray saina izy ireo mba hifanome tanana amin’ny kaominina mahakasika ny fanentanana ny mponina amin’ny fanabeazana olom-pirenena. Eo koa ny fifanomezan-tanana manoloana ny fiakaran’ny rano sy […]
Mois : mars 2025
Arabe migodana ; Filam-baniny ny an’ireo fiarahamonim-pirenena
Ho valin’ny fanambarana nataon’ny OSC, nitondra fanazavana ny governemanta tamin’ny alalan’ny minisiteran’ny Asa vaventy. Nodisoin’izy ireo io fanambarana io, araka ny fanehoan-kevitra. Namoaka fanambarana indray ny vondrona fiarahamonim-pirenena OSC, manohitra ny tetikasa Arabe migodana, Antananarivo-Toamasina, indrindra ny ampahany voalohany (Antananarivo-Anjozorobe), mirefy 80 km. Rehefa zohina, miendrika filam-baniny ny fanambaran’izy ireo, […]
Tsy fandriampahalemana : Mirongatra ny tsatoka antsy ao Toamasina
Tsy andro mazava, tsy andro alina, andrenesana tsy fandriampahalemana isan’andro ny eto amin’ny faritanin’i Toamasina. Somary niova ny endrika hisehoany. Raha ny fanafihana mitam-piadiana no nalaza teo aloha, niova ho asa fandrobana sy fandratrana olona ankitsirano fotsiny izany ankehitriny. Ny tsatoka antsy indray izao no fanaon’ ireo jiolahy sy/na ny ankizy […]
SOMBIM-BAOVAO
Notontosaina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifantenana mpilalao Makis U18, izay hiatrika ny fifaninanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina « Aroi 2025 ». Tamin’ireo mpilalao miisa 40, nilaza ny federasiona fa 21 ihany no voafantina hiatrika ny fifantenana farany. Tsiahivina fa hatao eto Madagasikara ny Aroi, ny volana avrily. Samy laharana voalohany […]
“XXL Smatchin by Be Connect” : Lalao 9 no hisantarana ny fifaninanana
Hanomboka rahampitso, ny fifaninanana “XXL Smatchin by Be Connect”, andiany faha-11. Lalao 9 avy hatrany no hitranga amin’ity andro voalohany ity, raha ny fandaharam-potoana. Eo amin’ny Kianja Barea, ivelany avokoa no hanaovana ireo lalao ireo. Hifandona voalohany eo amin’ny Kianja Barea 1, ny ekipan’ny Escame sy ny FLSH, eo amin’ny […]




