Mois : mars 2025

Baolina kitra – Fifanintsanana «Mondial 2026» : Mbola baraingo ny lisitry ny Barea de Madagascar

Mangina tanteraka ny fanomanan’ny Barea de Madagascar ny andro fahadimy hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”. Hatreto, mbola mampametra-panontaniana ny amin’ireo mpilalao hantsoina hanatevina ny Barea de Madagascar, hiatrehana ny Les Fauves an’i Centrafrique. J-13 mialoha ny hiatrehana ny fifanintsanana ny “Mondial 2026” ny Barea de Madagascar. Fihaonana hikatrohana amin’ny Les […]

INDRAY MIJERY

Notanterahina ny faran’ny herinandro lasa teo ny fanolorana ireo fitaovana hoentina manatsara ny kalitao sy ny tolotra ara-pahasalamana ho an’ny reny sy ny zaza eo anivon’ny hopitaly CHU Andohatapenaka. Fiaraha-miasan’ny fanjakana malagasy sy sinoa. Nandray ny asany ny tale vaovao misahana ny fankatoavana sy ny fiantohana ny kalitao eo anivon’ny […]

Fampiasana ny tambajotran-tserasera : Hahazo fanentanana ny tanora 5 000 any an-tsekoly

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tamin’ity herinandro ity, tetsy Antaninare­nina, ny atrikasa mahakasika ny tetikasa “Fampiasana ny tambajotran-tserasera araka ny tokony ho izy” na “Utilisation responsable des réseaux sociaux”. Tanjona amin’izany ny hanentanana sy hampahafantarana ireo tanora manoloana ny fampiasany ny finday sy ny tambajotran-tserasera, toy ny voka-dratsiny, ireo lafy tsarany […]

Andron’ny vehivavy : Zana-kazo 1 200 nambolena

Nosantarina tamin’ny fambolen-kazo niarahana tamin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina, notarihin’ny minisitra, Razafinjato Aurelie, ny fanamarihana ny Andron’ny vehivavy atao Mahajanga, omaly. Anjara biriky amin’ny fanamaitsoana ny tontolo, hiarovana amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro no natao tao amin’ny fokontany Marohogo, kaominina Belobaka. Nentanina amin’ny fikolokoana ireo zana-kazo vao natsatoka izay misy ny […]