Nijery ny fizotry ny fanamboarana ny ampahany amin’ny lalam-pirenena faha-13, mampitohy an’i Taolagnaro sy Ambovombe, ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore, sy ny mpiara-miasa aminy, ny herinandro lasa teo. Niaraka taminy koa ny solontenan’ny Vondrona eoropeanina, mamatsy vola ny fanamboarana ity lalana ity. Hita fa mandroso ny […]
Mois : mars 2025
Fitantanana trosa: Paikady vaovao ho an’i Madagasikara
Voalaza nandritra ny fivoriambe iraisam-pirenena faha-14 ny Firenena mikambana momba ny varotra sy ny fampandrosoana, (Cnuced), momba ny fitantanana ny trosa ireo paikady vaovao apetrak’i Madagasikara. Nitondra fanazavana mahakasika izany ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo. Misy, hoy izy, ny rafitra handrindrana ny trosam-panjakana (dette publique) […]
Espace Jeune Entrepreneur (EJE): Hampahafantatra ireo paikady amin’ny fandraharahana
Hamaritra ny hoavin’ny fandraharahana ireo paikady mifanaraka amin’ny fanabeazana ara-bola. Io ny lohahevitry ny hetsika « Espace jeune entrepreneur (EJE) » andiany faha-13 amin’ity taona ity. Miantoka ny fampanana asa maharitra ny sehatry ny fandraharahana. Antony hametrahana ireo paikady mahomby rehetra ho ivon’ny hetsika “Espace jeune entrepreneur (EJE)”, andiany faha-13, ny 21 […]
Indray mijery
Hetsika maro no notanterahin’ny ekipan’ny fahasalamam-bahoaka Anôsy sy ireo mpiara-miombon’antoka (Oms, Unicef..). Hanampiana ireo traboina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Jude ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny faritra Anôsy, izany. Nisy fandraisana an-tanana maimaimpoana ireo izay niharan’izany teny anivon’ireo sites d’hébergement sy tao amin’ny CHRR Amboanato. Nizarana lay misy odimoka maharitra […]
Faritra Diana : Nohavaozina ny drafitry ny fiatrehana loza
Notanterahina tao Antsiranana, nandritra ny hateloana, ny herinandro lasa teo, ny atrikasa fanamafisana ny fahaiza-manao amin’ny fitantanana ny loza voajanahary ho an’ny faritra Diana. Nampivondrona ireo manam-pahefana tao an-toerana ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, ireo mpisehatra isam-paritra ary ireo fikambanana maro ny atrikasa hanavaozana ny drafitry ny fiatrehana ny rivodoza […]




