Nitondra fanentanana sy fampianarana ary fanofanana manokana ho an’ireo ben’ny Tanàna momba ny andraikitr’izy ireo ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana. Nitarika izany, tany Mahajanga, ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis. Nambarany fa tsy tanjona ny hanagadra ny ben’ny Tanàna tsotra izao. “Hametraka rafitra manampy amin’ny fisorohana mialoha ny hadisoana […]
Mois : avril 2025
Simba tanteraka
Tena efa tsy mifidy satam-piarahamonina na sokajy, maha lahy na maha vavy, ny fanaovana herisetra, ankehitriny. Ny tena zava-doza, ankoatra ny ratram-po ateraky ny teny, mivadika ho fikasihan-tanana mahery vaika, mihatra aman’aina ny zava-miseho. Zary fomba amam-panaon’ny olona ity mifamono tsy misy antra ity. Moramora ho an’ny sasany ny […]
Fandraisana ny fihaonana an-tampon’ny COI: Hametraka fepetra fandaminana maharitra ny CUA
Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra, Ramanantsoa Harilala, sy ireo mpiara-miasa aminy. Anisan’ny navoitrany tamin’izany ireo asa sy hetsika tanterahin’ny CUA, amin’izao fotoana izao. Nambarany tamin’izany ary mbola nampahatsiahiviny ny lalàna sy fitsipika efa misy sy mifehy ny eto amin’ny tanànan’ Antananarivo Renivohitra. ” Efa mipetraka izany ka […]
TSELATRA
Lehilahy iray tratra nangalatra jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro tetsy Ampefiloha, omaly. Tratran’ny polisim-pirenena nanao fisafoana teny an-toerana tamin’ny 4 ora sy 20 minitra izy io. Nentina avy hatrany teny anivon’ny paositry ny polisy izy nanaovana fanadihadiana. Mbola karohina ny namany hafa manao izao asa ratsy izao. Naiditra am-ponja eny […]
Tsaratanàna: Mpaka an-keriny roa lahy maty voatifitra
Lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana ny mpaka an-keriny roa lahy tao Ambohitranivo, kaominina Manakana Vohimbohitra, distrikan’i Tsaratanàna, ny 15 avrily teo. Naka takalonaina saingy tsy nahatontosa izany, tao amin’ny fokontany Ambohitrarivo, kaominina Brieville, ireo olon-dratsy ireo, ny 6 avrily. Namono olona tamin’ny fanafihana tao amin’ny fokontany Mandribe, ny 11 febroary lasa […]




