Lalam-piainana tsy maintsy izorana ny fahafatesana. Maromaro anefa tato ho ato ny tranga namoizana ain’olona amin’ny fomba feno habibiana. Betsaka ny tranga tampoka loatra. Maro no niala ny trano hikarama tsy niverina intsony miaraka amin’ny ainy. Tsy vitsy ny niharan’ny ankasomparana sy ny fisotasotana ka niharan’ny vono olona ankitsirano. […]
Mois : avril 2025
Tohana avy amin’ny Base Toliara: Nodiovina ny lakandrano manondraka velarantany 3 000 ha
Mitohy ny fanohanan’ny tetikasa Base ny velon-tenan’ny mponina ao amin’ny kaominina miisa 5, Toliara II. Anisan’izany ny fanadiovana ny lakandrano Andoharanomamovoky. Manohana ny tantsaha ny orinasa Base Toliara. Nanomboka omaly ny Fandaharanasa ho an’ny mponina eny ifotony, nanadiovana ny lakandrano Andoharanomamovoky, any Tsianisiha sy Ankilimaliniky, amin’ny alalan’ny asa tanamaro (Himo). […]
17 avrily 2025
Tir en l’air du 17 avril 2025
Rugby – Top 12: la finale Cosfa-FTM fixée au 27 avril
Très attendue, la finale du championnat de Madagascar première division masculine de rugby ou Top 12 aura lieu le dimanche 27 avril au Stade Makis Andohatapenaka, informe le Malagasy Rugby. Ce sera, une fois de plus, une confrontation entre le Club omnisports des forces armées (Cosfa) et la Jeunesse espoir […]




