Mois : avril 2025

Rano …masina

  Nanao ranolava tato ho ato ny olona maty an-drano na ireo niniana novonoina ka navarina an-drano. Loza toy ny loza rehetra ireny raha atao fijerin’olon-tsotra. Mampieritreritra kosa anefa raha amin’ny lafiny finoana sy ara-panahy. Ny rano rahateo no fototry ny aina, saingy ny rano indray ity, ankehitriny, no maningotra […]

Association Gescod : Hiara-kiasa amin’i Boeny sy i Betsiboka ny fikambanana

Mitsidika an’i Madagasikara amin’izao fotoana izao ny delegasionina avy amin’ny “Association Gescod”. Noraisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, omaly, tetsy Anosy, izy ireo. Niompana tamin’ny fiaraha-miombona antoka amin’ ny faritra ny dinika. Mpandraharaha ho an’ny fiaraha-miasa avy any amin’ny Région Grand Est, Frantsa, ireto […]

Tennis – Championnat d’Afrique U16: Soa Ainatia et Mirija en quête d’un titre africain

Les compétitions internationales s’enchaînent pour la petite balle jaune malgache. Après les championnats d’Afrique U14 à Nairobi (Kenya), c’est au tour des jeunes raquettes de moins de 16 ans d’entrer en action en Egypte, lors du championnat d’Afrique. A cette occasion, la mission est confiée à Soa Ainatia Andriamaniraka chez […]