Mois : avril 2025

Toliara : Jiolahy roa voatifitry ny polisy

Jiolahy telo mitam-piadiana no nikasa hanafika tranombarotra iray ana karana ao Toliara, ny alahady maraina teo. Nahazo vaovao momba izany ny polisin’ny UIR Toliara ka tonga ara-potoana nanao ny asany. Vokany, nandamoka ny fanafihana saika hataon’ireo jiolahy. Nisy ny fifanandrinana satria nitifitra avy hatrany ireo jiolahy raha vao nahatazana ny […]

Depiote Ratsiraka Sophie : « Tsy azo ekena ny tsy fahamarinana »

Nitondra fanazavana manoloana ny « Raharaha Vato­mandry », ny depiote Ratsiraka Sophie. Mazava ny nambarany. « Tsy manome lamosina ny fanjakana aho fa manome lamosina ny tsy fahamarinana », hoy izy. Niarahaba ireo ben’ny Tanàna lany tamin’ny fahamarinana sy fomba ara-dalàna sy ara-demokratika ny tenany. Nankahery kosa ireo tsy lany nandritra iny fifidianana farany […]

Fampandrosoana eny ifotony : Miketrika tetikasa hovatsiana vola ny JCA

Efa nitondra anjara biriky ary mbola hanao izany ho fampandrosoana ireo tanora avara-pianarana any Antalaha ny « Jeunes Cadres d’Antalaha – JCA». Hanao hetsika izy ireo ho famatsiam-bola ny tetikasa ho an’ny mponina. Tafiditra amin’ny fampivoarana ny fiainam-piveloman’ny mponina any amin’iny faritra iny ny hetsika fanangonam-bola hataon’izy ireo. Hotanterahina eny amin’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Naharitra adiny 5 ny fivoriana tany Toliara mahakasika ny Base Toliara, ny 11 avrily teo. Nitarika ny fotoana ny Praiminisitra Ntsay Christian sy ny mpiara-miasa aminy, nihaona tamin’ireo raiamandreny any an-toerana. Noresahina ny tombony ho azo amin’ny tetikasa, satria zava-dehibe ny fifampihainoana atao an-kitsim-po, isorohana ny disadisa. Hatsangana ny toerana […]

Arabe migodana: Ireo voakasika mivantana ihany no hoesorina

Mitohy ny asa amin’ny ampahany voalohany mirefy 80 km (Antananarivo-Anjo­zorabe) ao anatin’ny fanatanterahana ny arabe migodana mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina. Nidina teny Tsarasaotra (PK0) ny minisitry ny Asa Vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore, ny alakamisy 10 avrily teo. Araka ny tinapaky ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia 9 avrily, hirosoana […]