Ny tendrim-po tsy mba namana. Mila fehezina ny fihetseham-po rehefa misy fahatezerana amin’ny ankizy mba hisorohana ny herisetra. Nanaitra ny maro ny fampijaliana ankizy nisesy niparitaka tamin’ny tambazotra sosialy tato ho ato. Nivoahana fanehoan-kevitra maro ny tranga fikapohana ankizilahikely tsy ara-drariny nataona vehivavy iray tany Vohemar, ny faran’ny herinandro teo, […]
Mois : avril 2025
TARATRY ny KANTO
Nanolotra ny « Kabary Hybride » i Orad na i Rado Ravalison. Ny sabotsy teo izany, tetsy amin’ny Fondation H Ambatomena. Tafiditra anatin’ilay fampirantiana Iraisam-pirenena « Safiotra », izay nisokatra tamin’iny faran’ny herinandro teo ihany koa koa izany. Kabary nenti-paharazana, saingy amin’ny teny malagasy, frantsay ary anglisy no nozarainy nandritra izany. Raikitra ny fifaninanan-kira […]
IKM Antsahavola : Hampirantiana ny « Alamahadibe 2025 »
Hisy ny fihaonana eo amin’ireo mpandala ny « Alahamadibe », anio. Sady fanokafana ny fampirantiana « Alamahadibe 2025 » , izay hatao eny amin’ny IKM Antsahavola izany, manomboka amin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 12 ora atoandro. Ireo sary sy horonantsary rehetra noraiketina nandritra ny fankalazana ny 29 sy 30 marsa teo, no haranty mandritra io. […]
« THB Mifety » : Lanonambe ny teny amin’ny Naturia Palm
Feno ny fialamboly ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Naturia Palm Antanambao. Nandray ny « THB Mifety » ho an’Avaradrano mantsy ny toerana, ny sabotsy sy ny alahady teo. Hipoka olona ny andro voalohany, izay niarahana tamin’ny tarika AmbondronA. Harivariva vao niakatra ny tarika, kanefa nahandry ireo mpankafy izay efa tonga vao […]
« Loka Paritana 2025 » : Lasan’i Chloé Soafaniry Ramanankasina
Tanora « designer », manana aingam-panahy miavaka i Chloé Soafaniry Ramanankasina. Antony iray nironan’ireo mpitsara tamin’ny tetikasany, ka nahazoany ny loka « Paritana 2025 » izany. «Renouer les tresses de son identité ». Io ny tetikasa naharesy lahatra ny mpitsara, amin’ny loka « Paritana 2025 », fifaninanana tetikasa ara-javakanto karakarain’ny Fondation H. Tetikasan’ i Chloé Soafaniry Ramanankasina, […]




