Hotanterahina ny 28 avrily ka hatramin’ny 10 mey ny « Mission économique et commerciale au Canada » (MECC) andiany fahenina. Hetsika karakarain’ny Chambre de commerce et de coopération Canada-Madagascar (Can-Cham). « Tanjona ny hampiroborobo ny fiaraha-miasan’ny sehatra tsy miankina amin’ireo teratany kanadianina. Hampahafantatra ihany koa ny vokatra sy ny fahaiza-manaon’ny […]
Mois : avril 2025
VAOVAO TAMBATRA
Notsidihina ny ampahan-dalana RN 5 eo anelanelan’Antalaha sy Marofinaritra. Nanatanteraka izany ny ekipan’ny minisiteran’ny Asa vaventy, ahafahana mijery ny fanatanterahana ny « Lalan’ny masoandro », vinan’ny filoham-pirenena. Mirefy 2 000 km ity lalana ity, mampitohy ny any avaratra hatrany atsimon’i Madagasikara. Mitotaly 159 000 ireo mpandeha fiaramadina nandritra ny roa volana voalohan’ny taona ka […]
Antenimieran’ny Varotra : Manohana ny Base ny mpandraharaha any Toliara
Nihaona tamin’ny mpikambana ao anatin’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny indostria (CCI) Toliara ny orinasa Base Toliara, tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity. Naneho ny fahavononany hiara-kiasa akaiky amin’ny Base Toliara ny mpandraharaha any an-toerana. Nohazavain’ny tomponandraikitry ny orinasa ny Drafitrasam-pampandrosoana entiny any amin’ireo kaominina voakasika. Notsipihin’ny Talen’ny fifandraisana ivelany, Base Toliara, Mahafaritsy […]
Startimes : Tolotra manokana hiatrehana ny fety ho avy
Manomana tolotra maromaro amin’ny televizionina ny Startimes, amin’izao antomotra ny fetin’ny Paka izao. Nohazavain’ireo tomponandraikitry ny serasera ao amin’ny orinasa, fa hisitraka ny tolotra ahazoana ny « bouquets supérieurs Classic sy Super, mitentina 50 000 Ar ny mpanjifa, raha manampy 5 000 Ar amin’ny bouquets Basis sy Smart andoavana 28 […]
Tontolo iainana : Fototry ny fanarenana ny sehatra tsy miankina
Te ho modely amin’ny fampandrosoana ara-tontolo iainana i Madagasikara. Io no hetahetan’ny « Initiative pour le développement, la restauration écologique et l’innovation » (Indri), hetsika tohanan’ny Agence française de développement (AFD) sy ny sehatra britanika Darwin Initiative. Nanomboka ny taona 2024, nahavory mpisehatra maherin’ny 150 avy amin’ny fanjakana sy tsy […]




