Mois : avril 2025

FANTINA sy FINTINA

Voatendrin’ny filankevitry ny ministra ho filohan’ny “Comité pour la sauvegarde de l’intégrite-CSI”, Andriamifidy Jean Louis. Efa tale jeneralin’ny Bianco ny tenany. Efa nisahana ny “Conseil consultatif de l’Union africaine sur la corruption – CCUAC” aty Afrika ary tale kabinetran’ny Ceni koa. Mikasa ny hitsidika eto Madagasikara ny filohan’ny Repoblika slovène, […]

FARITRA Analamanga : Efa fandaharanasa ny fanatsarana ny tanàna

Nitondra fanazavana. Nam­baran’ny governo­ran’ Ana­lamanga, Rasoama­ro­maka Hery, omaly, fa tsy mitsahatra miasa andro aman’alina ho fanomanana ny fandraisan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampon’ny COI ireo mpiasa rehetra eo amin’izy ireo. “Ivon’ny fivoriambe ny eto Analamanga ary efa tao anaty fandaharanasa hanatsarana ny Renivohitra, ataon’ny faritra, ireo asa rehetra tanterahina amin’izao fotoana […]

Fitiavan-karena

  Asa na noho ny fahantrana lalina, mivadika ny tany aman-danitra. Aleon’ny olona mivaro-panahy ahazoana vola aman-karena. Izay koa angamba no mahatonga ilay firenena maty hasina. Mikororosy sy farahidiny faobe. Tena hoe na ny kely ananana aza izao miharitra sy mihafongana. Tsy hoe ilay mpanao politika loatra no mpanao ampihimba […]

Filoha Rajoelina Andry : “Zava-dehibe ny fampivoarana ny sosialy sy toekarena”

Niara-nidinika tamin’ny eo anivon’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI), ny filohan’ny Repoblika. Anisan’ny niompanan’ny fifanakalozan-kevitra ny momba ny sosialy sy ny toekarena. «Zava-dehibe ny dinikasa manoloana ny firosoan’ny ezaky ny governemanta malagasy amin’ny fanavaozana marolafy ho amin’ny fampivoarana ny sosialy, indrindra ny toekarena». Io no anisan’ny nambaran’ny filoha Rajoelina Andry tamin’ny dinikasa […]