Mois : avril 2025

Visite d’Etat: Nataša Pirc Musar, la présidente slovène attendue à Madagascar

Madagascar poursuit sa politique d’ouverture et multilatérale. Après le président français, Emmanuel Macron en visite d’Etat à partir du 23 avril, Nataša Pirc Musar, la présidente de la République de Slovénie, sera également reçue par Andry Rajoelina, sa première visite d’Etat à Madagascar, prochainement. «La présidente slovène, Nataša Pirc Musar, […]

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny fikarohana natao tao anaty tambajotran-tserasera, fantatra fa hotanterahina ny alahady ho avy izao ny fihodinana faharoan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, « Yas Coupe Madagascar ». Lalao toy ny famaranana kely amin’izany ny fifanandrinan’ny Toulon FA sy ny US Pro. Mampiofana sy manatanteraka ny asany eto Madagasikara amin’ny fampiofanana hahazoana ny […]

Jiujitsu Brezilianina: Hatao ny 27 avrily ny « Grappling Tournament »

Taorian’ny “Grand Open Mada”, nokarakarain’ny Club 101 Jiujitsu, ny herinandro lasa teo, ho avy indray ny fandaharam-potoana manaraka ho an’ny taranja JJB. Hatao ny alahady 27 avrily izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny “Grappling Tournament”, an­diany faha-19. Ny klioban’ny JJB Attila no mikarakara izany izay efa anatin’ ny fanoma­nana […]

Kick-“Coupe de l’Océan Indien” : Hatao eto Madagasikara, ny 12 avrily

Fifaninanana iraisam-pirenena hotanterahina eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 12 avrily izao, ny fiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina, na « Coupe de l’Océan Indien », taranja kick boxing. Firenena telo no handray anjara amin’izany, ahitana an’i Maorisy, La Réunion ary i Madagasikara mpampiantrano. Araka ny fandaharam-potoana, ady 12 (9 lehilahy, 3 vehivavy) […]

«Sevens Challenger 2025» : Hiatrika lalao telo ny Makis anio

Hifantoka any Pologne ny sain’ny mpitia lavalava, manomboka anio. Hiatrika ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny amboaran’ny “Sevens challenger 2025”, taranja rugby lalaovina olona fito, ny Makis, lehilahy. Vonona ry zalahy hiatrika izany. Hanombok amin’ity zoma ity ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondaka amin’ny “Sevens challenger 2025”, taranja […]