Mpianatra mirahavavy, samy 12 taona, niara-maty an-drano tao anaty dobo tany Ambalavao, Avaramanda Ambany Avaratra, afakomaly hariva. Mpianatra taona faha-4 ao amin’ny EPP Ramamonjy Pierre Avaramanda, izy ireo. Naharitra ora telo ny fikarohana azy ireo tao anaty rano. Nandro tao amin’io dobo io ny anton-dian’izy ireo ka izao nalentiky ny […]
Mois : avril 2025
Anosizato : Razana iray hita nantsingevan’ny rano
Nahitana razana iray natsingevan’ny ranon’Ikopa teny Anosizato, omaly maraina. Lehilahy manodidina ny 30 taona mahery eo io hita faty io. Nahita io razana io ny olona iray nanasa lamba teny an-toerana ka niantso ny tomponandraikitra avy hatrany. Tonga teny an-toerana ny polisim-pirenena avy eny 67 Ha nijery ny zava-misy. Tonga […]
Behoririka : Lahiantitra mpangataka, hita faty
Raim-pianakaviana iray tokony ho 70 taona hita faty tetsy amin’ny tohatohabato Behoririka mihazo an’Ankadifotsy, omaly atoandro. Tsikaritry ny olona hafahafa ny vatany tamin’io fotoana io. Tsy tafahetsika firy intsony, ary niafara tamin’izao fahaverezan’ny ainy izao. Raha ny fantatra, mpangataka eny amin’ny sisin-dalana eny an-toerana izy io, raha ny fanazavan’ny mponina […]
Tovolahy natao takalonaina : mpamono olona fito nogadraina eny Tsiafahy
Natolotra ny fampanoavana omaly, teny Anosy, ireo sivy mianadahy ahina ho mpamono olona. Nitaky vola 10 tapitrisa Ar ny olon-dratsy saingy razana sisa nosokirin’ny fianakaviana tanaty lavaka. Notanana vonjimaika, omaly, ao Tsiafahy, ny fito raha toa ka ao amin’ny fonjan’Antanimora, ny roa tamin’ireo voarohirohy ho namono olona tao Tsiroanomandidy. Nanao […]
Taxation américaine : la filière vanille craint une perte de compétitivité
La taxation américaine de 47% entre en vigueur dans 90 jours indique le rapport du conseil des ministres de mercredi. Les autorités malagasy multiplient les réunions avec la partie américaine. Parallèlement, les responsables et opérateurs issus de divers secteurs économiques nationaux se succèdent pour exprimer leurs inquiétudes. “L’augmentation significative des […]




