Mois : avril 2025

Raharaham-pirenena : Manaitra ny mpitondra ny HVM

Naneho ny heviny manoloana ny fiainam-pirenena ny eo anivon’ny antoko HVM, tamin’ny alalan’ny sekretera jeneraliny, Rasambany Alain Desiré. Nambarany fa tokony hahay haka lesona ny mpitondra sy ireo mpiara-dia aminy. Ny fahoriam-bahoaka sy ny fahapotehan’ny firenena no tokony hanosika ny rehetra hanao tambabe hiadiana amin’ny tsy fanarahan-dalàna, araka ny nambarany. […]

Depiote Rajerson Antoine : “Mila mamokatra isika manoloana ny haba ho 47%-n’i Etazonia”

Naneho ny heviny momba ny fampiakaran’i Etazonia ny haba 47% ny Depiote Rajerson Antoine. Tokony handini-tena isika eto Madagasikara, araka ny nambarany… «Tokony handini-tena isika eto Madaga­sikara, ary hanomboka hijery fa misy zavatra tsy mety sy tsy manjary ataontsika eto. Raha mieritreritra handroso sy handeha lavitra eto amin’ny tany sy […]

SOMBIM-BAOVAO

Misongadina hatrany ilay Malagasy mpilalao baolina kitra, i El Hadary, any France. Ny alahady lasa teo, nandritra ny andro faha-23 hiadiana ny ho tompondakan’i France, sokajy U19, nivoaka ho mpandresy tamin’isa 4 no ho 2, nanoloana an’i Mulhouse ny ekipan’ ny Paris FC misy azy. Anisan’ireo nahafaty ny baolina iray […]

Rugby Afrika : Nanatrika seminera tany Maroc ny dokotera Felana

Notanterahina tany Saidia Oujda, Maroc, ny 4 hatramin’ ny 5 avrily lasa teo, ny semineran’ny Federasionin’ny rugby eto amin’ny faritr’i Afrika. Nandray anjara tamin’izany avokoa ireo federasionina maro misy eto Afrika, ary misolo tena ny Malagasy Rugby amin’izany, ny Doko­tera Rajaona Felana. Tanjona amin’izany ny hampandrosoana ny Rugby, amin’ny sehatra […]

“World Cola PFL” : Hafana ny lalaon’ny Ajesaia sy ny Fosa Juniors

Hotanterahina ny faran’ny herinandro ho avy izao ny andro fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “World Cola PFL”. Anisan’ny fifanandrinana azo heverina ho toy ny famarananakely amin’izany, ny fihaonan’ny Fosa Juniors Boeny sy ny Ajesaia Bongolava, izay hatao any amin’ny Kianja Rabemananjara Mahajanga. Araka ny fikarohana natao, […]