Mois : avril 2025

Raharaha fitsaram-bahoaka : Naiditra am-ponja ny dimy voarohirohy

Naiditra vonjimaika am-ponja any Ambalatavoahangy ireo olona dimy voarohirohy tamin’ny famonoana ilay tovolahy 21 taona (Sergino), maty niharan’ny fitsaram-bahoaka tany Toamasina, ny alarobia 2 avrily lasa teo. Eo ambany fanaraha-mason’ny fitsarana kosa ny telo mianadahy ambiny, anisan’izany ny sefo fokontany ao Mangarivotra Avaratra, Parcelle 11/14. Fantatra ireo taorian’ny fiakarana’izy ireo […]

Fifaninanana hazakazaka : Atleta maty latsaka tany anaty hantsana

Maty teo am-pifaninanana mihazakazaka, afakomaly, ny atleta iray. Tsy niara-tonga tamin’ny mpifaninana izy tamin’ny fotoanan’ny famaranana, namoy ny ainy. Nianjera tampoka avy eny ambony hantsana, namoy ny ainy, ny iray tamin’ireo mpifaninana nandray anjara tamin’ny hazakazaka “Trail Ibity andiany faha-9”. Nitranga izany tao amin’ny amin’ny fokontany Ambarina­kanga, kaominina Ibity, dis­trikan’Antsirabe […]

Star – MTA: partenariat au service d’un artisanat durable

La société Star Mada­gas­car et le ministère du Tou­risme et de l’artisanat (MTA) ont procédé hier à Antani­narenina à la signature de convention de partenariat favorisant la valorisation des déchets plastiques tout en soutenant le savoir-faire artisanal. L’objectif étant de promouvoir l’utilisation de ma­tériaux recyclés dans le secteur de l’artisanat, […]