Mois : avril 2025
Kly Randriampeno Sammy: “Mitady hanjaka ny fitsaram-bahoaka”
Nambaran’ny kaomandin’ny vondron-tobim-pileovan’ny zandarimaria ao Vakinankaratra, ny Kly Randriampeno Sammy, fa azo ihorianana ny fandriampahalemana any an-toerana. Anisan’izany ny any amin’ny distrikan’i Mandoto. Efa voafehy izany izao. “Mitady hahazo vahana kosa anefa ny fitsaram-bahoaka sy ny fanolanana. Efa nomena baiko ireo zandary mba hanao fanentanana sy hampianatra ireo vahoaka any […]
Fiadiadiana ny Repoblika sy ny fikambanana Dawoodi Bohra : Nanolotra fanampiana ho an’ireo voafonja
Nanolotra fanampiana ara-tsakafo ho an’ireo voafonja etsy Antanimora, ny sabotsy 05 avrily 2025 teo, ny sampandraharaha misahana ny sosialy eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika. Nitarika ny hetsika, teny an-toerana, ny tale Amidjee Raharinoro Roumana, sy ireo mpiara-miombon’antoka, mpikambana eo anivon’ ny Communauté Borha eto Madagasikara Tafiditra ao anatin’ny famaranana ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitaraina manoloana ny fiakaran’ny vidin’ny solika fandrehitra ireo mampiasa izany. Voatery mampihena ny vokatra jifainy ireo mpividy. Ao koa ireo nisafidy hanajanona tanteraka izany ka hiverina hampiasa ny arina fandrehitra, izay tsy mitsaha-miakatra isan-taona sy mamotika ny tontolo iainana. Mitentina 8 tapitrisa dolara ny tetibola ilain’i Madagascar Airlines ho an’ny […]
Vidin-tsolika : Niakatra 200 Ar, ho an’ny solika fandrehitra
Tsy niova ny vidin’ny lasantsy sy ny gazoala. Nijanona toy ny tamin’ny volana marsa ny vidin’izany amin’ity volana avrily ity. Izany hoe, 5 320Ar/l ny vidin’ny lasantsy (SP 95) ary 4 970Ar/l kosa ny gazoala. Ho an’ny solika fandrehitra, niakatra 3 030Ar/l ny vidiny mihatra nanomboka ny sabotsy teo sy mandritra ny volana […]




