Voasambotry ny zandary ireo dimy lahy nandroba mpivady teny amin’ny fokontany Ampefiloha, kaominina Fenoarivo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano, ny alarobia 23 avrily teo. Niandry kendry tohana ireo mpody hariva teny amin’ny sampanan’i Malaza ireo dimy lahy. Nifanena tamin’ ny mpivady izy ireo. Notazomin’izy dimy lahy avy hatrany ny raim-pianakaviana. Nandositra niampita ny […]
Mois : avril 2025
Nanohitra zandary : Dahalo maty voatifitra
Dahalo mpangalatra omby lavon’ny mpitandro filaminana nandritra ny fifanjevoana tao amin’ny fokontany Ambahary, kaominina Manerinerina, distrikan’Ambatoboeny, omaly maraina. Tratra teo am-pangalarana omby io dahalo fanta-daza amin’ny solon’anarana hoe Dauphin io. Nentina hamonjy ny biraon’ny zandary izy. Notolominy io mpitandro filaminana nitondra azy io ary nokasainy alaina ny fitaovam-piadiana. Niaro-tena ny […]
Dia fibeazana : Mpianatra dimy mianadahy maty an-drano
Tanora dimy mianadahy, mpianatra, maty an-drano rehefa nilomano tany Antsanitia Belobaka Mahajanga, omaly atoandro. Nahitana lehilahy efatra sy vehivavy iray. Tanora mpianatry ny Lycée Manjakandriana, nanao dia fibeazana tany Mahajanga ireo tra-doza ireo. Nitsidika ny “plage Antsanitia” Belobaka ireo mpianatra avy amin’ny Lycée Manjakandriana omaly tamin’ny 12 ora sasany atoandro. […]
25 avrily 2025
Soutien à la jeunesse : une priorité partagée par Emmanuel Macron et Andry Rajoelina
L’appui à la jeunesse ne relève pas d’un simple choix, mais d’un véritable devoir. Emmanuel Macron et Andry Rajoelina l’ont affirmé avec force lors de leur rencontre avec les Young Leaders de la French-African Foundation, ce mercredi 23 avril. Plus de 250 jeunes entrepreneurs venus de tout le continent africain […]




