Fiara fitateram-bahoaka iray no may kila forehitra, omaly, tokony ho tamin’ny 11ora alina tany Antanandava Bekoratsaka, Distrika Mampikony. “Court-circuit” teo amin’ny motera no nitarika ny afo, raha ny fanazavana voaray. Tsy nisy naratra ireo mpandeha rehetra tao anatin’ny fiara fa niala mialoha rehefa naheno tranga hafahafa. Voasambotry ny mpitandro filaminana […]
Mois : avril 2025
Fankalazana ny fetin’ny paka: Olona 44 voasambotry ny mpitandro filaminana
Nahatratra 44 ireo olona voasambotry ny mpitandro filaminana nandritra ny fankalazana ny fetin’ny paka lasa teo, teto amin’ny faritra Analamanga, raha ny tatitra voaray teo anivon’ny polisim-pirenena. Nosamborina noho ny fandikan-dalàna sy hadisoana samihafa nandritra ny fety izy ireo. Manodidina ny 19 ireo fitarainana voarain’ny polisy nandritra ny fety. Fanafihana […]
Halatra moto tetsy Isotry : Roa lahy voasambotry ny polisy
Nifenehatra tamin’ny mpitandro filaminana, roa lahy mpangalatra moto voasambotra teo Isotry, ny alin’ny alatsinain’ny Paka teo. Nisy nanosika mangingina niala ny toerana nametrahan’ny tompony azy tao Anatihazo, ny moto scooter marika Yamaha, tamin’io alina io. Nampahafantatra ny polisim-pirenena miasa eo anivon’ny CSP4 ny tompon’entana. Nanao ny fanarahan-dia ny polisy ka […]
Nanohitra mpanolana : Vehivavy voatsindron’antsy indimy
Lehilahy voasambotry ny zandary miasa ao amin’ny tobim-paritra Sabotsy Namehana, afakomaly. Nanamparany herisetra ilay vehivavy rehefa tsy nanaiky ny filan-dratsiny. Tra-tehaky ny mpitandro filaminana niaraka amin’ ny ody ratsy ny lehilahy nikasa hanolana vehivavy tao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, ny 22 aprily teo. Nitondra antsy io lehilahy io. Nifanena tampoka […]




