Mois : avril 2025

Andro maneran-tany ho an’ny boky : «Tsy nametraka vina sy maridrefy isika», hoy i Rado Ramaherison

Nankalazaina, omaly, ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny boky ». Ilaina ny fankalazana fa efa nametraka vina sy tombanezaka ve isika mba ho mari-pandrefesana ny dingana vita ? hoy i Rado Ramaherison, mpanoratra. Gazety Taratra (*) : Ny lanja omen’ny Malagasy ny boky amin’izao vanim-po­toana izao ? Rado Ramaherison (-) : Mihodina tahaka ny tandrimo ! Ny mpisehatra […]

VAOVAO TAMBATRA

Hibahana ao anatin’ny fihaonana an-tampon’ireo filoham-pirenena sy governemanta eo anivon’ny Vaomieran’ny ranomasimbe indianina (COI) androany ny « espace commun agricole » iraisan’ny firenena aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Ao ihany koa ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Hivoitra ao anatin’izany ireo vahaolana hanatsarana ny sehatry ny fambolena sy ny famokarana aty amin’ny faritra sy eto Madagasikara. […]

« Spring meetings »2025: Tafapetraka ny drafitrasa fitantanana

Natolotra omaly nandritra ny fivorian’ny « Spring meetings » any Washington ny « Plan stratégique du bureau de l’administrateur ». Drafi­trasa azo vokatry ny firaisankinan’ireo firenena afrikanina ka nahafahana nanomboka ny tetikasa « Mission 300 ». Ity farany dia entina hampiroboroboana ny fampiasana ny angovo azo havaozina aty Afrika sy ny politka hanatanterahana izany. Voaresaka nandritra […]

Miara-miasa

  Mahoraka eto an-tanàna ny fahatongavan’ny vahiny marobe eto Madagasikara. Samy somebiseby ny olon-drehetra na ny faly na ny tsy faly. Anisan’ny miteraka ady hevitra sy mampizarazara ny vahoaka malagasy ny fitsidihan’ny filoham-pirenena frantsay, Emmanuel Macron. Misy filohan’ny Repoblika sy filoham-panjakana miisa dimy tonga eto an-tanàna fa dia izy irery […]

GEM-MEDEF International : Hanamafy ny fiaraha-miasa stratejika

Hamafisina ny fifandraisana sy ny fifanakalozana eo amin’ireo orinasa malagasy sy frantsay ho an’ny tombontsoa ara-toekarena. Hapetraka ny tondrozotra handrindrana ny asam-pampandrosoana ny toekarena. Tafapetraka omaly ny tondrozotra hanatanterahana ireo asa hampandrosoana ny fandraharahana sy ny toekarena eto Mada­gasikara. Nanolotra izany ny filoham-pirenena Rajoelina Andry sy ny « minisitre des Outre-mer » […]