Mois : mai 2025

Kitra sokajy vehivavy – Mada 2024 : Hafana ny fifanandrinana eo amin’ny Askam sy ny AC Sabnam

Hitohy indray ny fifaninanana nasionaly ho an’ny baolina kitra, sokajy vehivavy. Lalao telo no handeha anio, any Fianarantsoa. Tsiahivina, mbola ao anaty taom-pilalaovana 2024 ity fifanintsanana ity. Hotontosaina manom­boka anio hatramin’ny 18 mey ho avy izao, any Fianarantsoa, ny dingana famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, sokajy […]

FANTINA sy FINTINA

Noesorina amin’ny toerana ny tale misahana ny fanadihadiana “Directeur de la police judiciaire”, eo anivon’ny kaomandin’ny Zandary, ny Kly Raveloma­nana Tahina, araka ny tapaky ny filankevitry ny minisitra. Tombanana fa ny “Raharaha, ny Kly Rakotoamy Patrick”, tafaporitsaka ny anton’izany. Tsiahivina fa vao roa volana no teo amin’ny toerana izy. Efa […]

Tetikasa Padev I-II: Mitohy ny fanatsarana ny tanàn-dehibe

Nandray ny ambasadaoron’i Frantsa, Arnaud Guillois, tetsy Anosy, ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, omaly. Nivoitra tamin’ny fifampiresahana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta. Anisan’izany ny firosoan’ny asa ho fampandrosoana sy fanajariana ireo tanàn-dehibe amin’ny alalan’ny fandaharanasa Padev I sy II. Misitraka ny […]

Mihetsiketsika be!

  Mbola mafampana ny raharaha politika. Mangotran­gotraka kely taorian’ilay raharaha “Patrick Gate”. Ampamoaka nipoapoaka, niafara tamin’ny fanesorana ny lehiben’ny mpanao famotorana teo anivon’ny zandarimaria. Tsy mbola mangina tanteraka akory ilay fanambaran’ny kolonely. Samy mifampitazantazana sy mifampiandriandry ny rehetra. Tsy maintsy mailo sy malina ny olom-pirenena. Mila mitandrina amin’ny zava-drehetra mba […]

Dinika any Paris momba ny “Iles Eparses”: Hitarika ny delegasionina ny praiminisitra Ntsay Christian

Efa maka bahana. Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny fanendrena ireo handrafitra ny vaomiera iraisana “Commission mixte”. Hisolo tena an’i Madagasikara hivory momba ny “Iles Eparses” any Paris ny 30 jona ho avy izao izy ireo. Hifampidinika sy hifampiresaka amin’ny delegasionina Frantsay mom­ba ireo Nosy malagasy “Iles Eparses” izany delegasionina harafitra […]