Mois : mai 2025

Fiovan’ny toetr’andro: Mbola mamely ny ankamaroan’ny olona ny gripa mahery

Mbola mirongatra sy mahazo ny an­kamaroan’ny olona ny gripa hatramin’izao fotoana izao, raha ny nambaran’ny mpitsabo na­nao­vana fanadihadiana. Somary ma­hery vaika kokoa ny gripa niseho tamin’ity taona ity satria tena mampandamaka ilay olona voany mihitsy izany. Nanomboka nahitana ny trangan’aretina gripa teto amin’ny Nosy, indrindra ny teto Antananarivo sy ny […]

Tontolo iainana ambonivohitra : Nitokana fotodrafitrasa lehibe ny minisitera

Nitokana fotodrafitrasa lehibe tany Antsarimasina, kaominina ambanivohir’i Fanandrana ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy, Andonirina Max Fontaine, ny alatsinainy lasa teo. Natao hanodinana fako ho lasa akora hafa azo ampiasaina indray izy io. Hahafahana mandray karazam-pako rehetra hamadihana ireo fako azon’ny olona hampiasaina. Anisan’ izany ny hanaovana […]

Mahajanga: Manam-pahaizana 15 momba ny implantologie

Nofaranana tamin’ny fizarana diplaoma ho an’ireo dokotera manam-pahaizana manokana momba ny implantologie izay vao nahavita fiofanana ny hetsika natao tany Mahajanga, ho an’ny Institute of Tropical Odontology of Madagascar (IOSTM). Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny IOSTM sy ny International University of Rabat (UIR) any Maraoka, no nahafahana nanome ny fiofanana […]