Mois : mai 2025

FANTINA sy FINTINA

Nihaino ny hetahetan’ireo ben’ny Tanàna avy any amin’ny faritra Itasy ny filohan’ny Antenimieran­doholona, Ravalomanana Richard, afakomaly. Voa­resaka ny fampandrosoana ny faritra sy ny kaominina ary koa ny fitarainan’izy ireo. Nampanantena ny hampita izany amin’ny fahefana mpanatanteraka ny Jly Ravalomanana. Efa miroso ny asa amin’ny tetikasa Lac Iarivo, araka ny fampitam-baovao […]

Jly Ravalomanana Richard: “Aoka tsy hanaiky hampiadiana isika zandary”

Nanafatrafatra ny eo anivon’ny zandarimariam-pirenena ny filohan’ny Antenimieran­doholona, ny Jly Ravaloma­nana Richard, tany Moraman­ga. Notanterahina ny alarobia teo ny lanonana ara-miaramila famindrana fibaikoana eo amin’ny kaomandy teo aloha ho an’ny Sekoly ambonin’ny zandary Moramanga, ny Jly Rabe­manantsoa Josh, sy ny kaomandy vaovao, ny Jly Rama­mi­nirina Solofoniaina. Anisan’ ny niatrika izany […]

Mandeha ny fotoana! 

  Mihazakazaka ny fihodinan’ny ora, ny andro, ny volana. Hifarana sahady ny volana fahadimy, amin’ny taona 2025. Efa hisasaka ny taona, saingy mba inona re no vitan’ny tsirairay? Toa zara raha misy hisainana sy hanaovan-javatra ilay vanim-potoana. Toa miridana, mijonjorombona tsy ahafahana manangan-javatra. Vanim-potoana tokony handinihin-tena izao ho an’ny olom-pirenena […]

Fetin’ny fahaleovantena: Hiavaka ny fankalazana

Tsy hitovy amin’ny mahazatra isan-taona fa hiavaka tanteraka ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena 2025. Maro ny hetsika iarahan’ny governemanta manantateraka manerana ny Nosy. “Ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena dia hatao eny amin’ny tokotaniben’ny Lapan’ ny Tanàna, Antananarivo Re­ni­vohitra, Analakely, amin’ny 2 jona ho […]