Mois : mai 2025

Vidéo controversée du médecin-colonel: il peut être poursuivi pour atteinte à la sûreté de l’Etat

Dans l’affaire impliquant le médecin-colonel Patrick Rakotomamonjy, le président du Sénat, le général Richard Ravalomanana, a rappelé l’importance de l’éthique et du respect de l’obligation de réserve chez les officiers. Selon lui, « Un officier supérieur doit faire preuve de courage en affrontant les difficultés, et non en fuyant ses […]

Evasion du colonel Rakotomamonjy: Le chef de l’Etat exige l’ouverture d’une enquête

La fuite du médecin-colonel, Patrick Rakotomamonjy, a laissé beaucoup d’interrogations, jusqu’ auprès du président Andry Rajoelina. Tout en dénonçant la situation, le chef de l’Etat exige que des mesures soient prises à l’encontre des responsables dans cette affaire. Les enquêtes se poursuivent pour retrouver le médecin-colonel. «Comment expliquer qu’une personne […]

TSELATRA

Nifanenjehin’ny olona saingy tsy tratra ireo jiolahy roa tompon’antoka tamin’ny fanendahana sady mpisintona finday anaty taxi-be, omaly, teny Anosibe. Mitsofoka anaty elanelan-trano ry zalahy ary efa misy olona manafina azy, araka ny filazan’ireo mahafantatra azy ireo. Tsy sahy mitoroka ny olona noho ny tahotra ka vao mainka manao ny ataony […]

Ady tany nitera-doza : Telo mianaka voafira antsy, olona 5 voasambotra

Notanana atao andrimaso eny anivon’ny zandarimaria ireo dimy lahy nandratra telo mianaka vokatry ny ady tany tao amin’ny fokontany Maha­zina, kaominina Ilaka Centre, distrikan’Ambositra, ny alatsinainy maraina tamin’ny 9 ora. Nitrangana disadisa teo amin’ ny fianakaviana roa samy hafa monina anatin’io fokon­tany io. Nijinja vary teny an-tsaha ilay fianakaviana iray. […]